Antilin'i Madagasikara - Diosezy Fianarantsoa - Faritra Kianjasoa

Antilin'i Madagasikara - Diosezy Fianarantsoa - Faritra Kianjasoa Ny Faritra Kianjasoa dia fari-piadidiana AIM ato anatin'ny Diosezin'i Fianarantsoa, misahana fivondronana 5, mijoro eo anivon'ny Sekoly sy Fiangonana.

Ny anarana hoe "Kianjasoa": dia azo avy amin'ny anaran'ilay Tananan'i Fianarantsoa tamin'ny Fotoana namorona ny tanana voalohany tamin'ny andron'ny Andriana teto amin'ny Faritra Betsileo. Ankoatr'izay dia io anarana io no irina hitondrana rivo-panabeazana SOA amin'ny Faritra ivondron'ireto Fivondranana manaraka ireto:
- A1: Helder Camara, Kolejy Md Fransoa Xavier, Ambatomena
- A2: Marie Immaculée Conception, Chapelle Militaire Besorohitra
- A3: Radama Voalohany, Paroasy Md Jozefa Mpiasa, Tanambao
- A5: Andriamanalina, Paroasy Md Charles Boromey, Ambatomena
- A20: Md Eugène de Mazenod, Paroasy Md Eugène de Mazenod, Sahalava
Miezaka hatrany amin'ny fampiroboroboana ny Fanabeazana ny Faritra,mba hanatratrarana ny Tanjona amin'ny fanabeazana ny ankizy sy tanora ho tonga kristianina olom-pirenena vanona sy sambatra ka afa-mandray andraiki-panorenana eo anivon’ny firaha-monina sy ny fiangonana misy azy. Miray hina sady mahazaka tena ka mivelatra amin’ny lafiny rehetra.

16/01/2026

Ny Ecole Supérieure d’Informatique (Uiversité Catholique de Fianaratsoa), Mention Informatique, Parcours Génie Logiciel et Développement d’Application (GLDA) dia manokatra ny fandraisana mpianatra 2e vague miaraka amin’ireo mpiampianatra matianina (Prof de l’Univ, Pr, Dr, Professionnels manana traikefa, efa namoaka mpianatra ampolotaona maro, Amin’ny toerampampianarana informatika ary efa miasa amin’ny orinasa eto antoerana sy any ivelany no mampianatra ao.
Ka manokatra ny fandraisana an’ireo mpianatra serie scientifique, manana bacc ara-panjakana na bacc catholique.
Aoka isika tsy ho tara fa voafetra ny toreana.
Contacts:
M. Florent: 0343920730
Dr Arisetra: 0348123854
Dr William: 0341026913

14/01/2026

📢 APPEL À PARTICIPATION – SÉANCE D’INFORMATION GRATUITE

🎓 Vous êtes intéressé(e) par le Génie logiciel et le développement d’application ?
Ne manquez pas cette séance d’information gratuite organisée par l’École Supérieure d’Informatique de l’Université Catholique de Fianarantsoa (UCF Madagascar).

👉 Venez découvrir :
✅ Le parcours Génie logiciel et développement d’application
✅ Les débouchés professionnels
✅ Le contenu de la formation
✅ Les opportunités académiques et professionnelles

📅 Mercredi 21 janvier 2026
⏰ À partir de 14h00
📍 FARK Ambatomena

📌 Entrée libre et gratuite
👉 Étudiants, nouveaux bacheliers et toute personne intéressée sont les bienvenus !

🔔 Partagez l’information autour de vous !

Address

Kianjasoa
Fianarantsoa
301

Telephone

+261345091444

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antilin'i Madagasikara - Diosezy Fianarantsoa - Faritra Kianjasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category