MORA VIDY Shop

MORA VIDY Shop Mora vidy shop

🚷MILA MAILO FONA ,FA RATSY TSY KELY LALANA ❌Camera ampoule espion❌ 🟢EFA DISPONIBLE ,ARAORAOTY A distance par téléphone (...
14/06/2026

🚷MILA MAILO FONA ,FA RATSY TSY KELY LALANA
❌Camera ampoule espion❌

🟢EFA DISPONIBLE ,ARAORAOTY

A distance par tĂŠlĂŠphone ( afaka atao @ tsena,Birao,boutique ,chambre sns...)

*Afaka asiana carte memoire dia manao enregistrement automatique *Mandray feo (misy feo ny videos azony)

* Afaka miteny eo.amin' ny telephone anao dia mivoaka amin' ny camera ny feonao

* vision panoramic 360°

*Mahita anaty maizina tanteraka (Misy infrarouge )

*Afaka arehitra na pihana ny jiro led sady manao enregistrement automatique ny camera (ON,OFF,AUTO)

*Afaka atao a distance -25m tsy mila wifi fa connecte tsotra toa ireny bluetooth ireny fa raha te ihoatra ny +25m dia mila box wifi

*Mora installer (Efa misy boky kely fanaovana azy anaty carton)

* kit : douille , fixation , notice

📍Prix mora hatrany: 60.000ar
▶ Manao livraison sy mandefa faritany (Via trans colis taxibrousse na service rapide)

☎ Envoyer Mp

Prix tsara, 6000Ar carte mère Android maty.Fianarantsoa
22/04/2026

Prix tsara, 6000Ar carte mère Android maty.
Fianarantsoa

Zay manana carte mère Android maity otranio vidina 6500ar. (Android maty)Fianarantsoa
22/04/2026

Zay manana carte mère Android maity otranio vidina 6500ar. (Android maty)
Fianarantsoa

Address

30
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MORA VIDY Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share