Eglise CERE Toamasina.

Eglise CERE Toamasina. JOBA 8:7"Koa na dia Kely aza no niandohanao dia ho lehibe indrindra no hiafaranao"

25/04/2024

MAHATOKY LOATRA ANDRIAMANITRA

🔘AZA MATAHOTRA FA TSY HO RESY IZANY iANAO RAHA MBOLA EO JESOSY 🔘SAHIA MIATRIKA FANAMBY FA AZA MANDOSITRA ADY 🔘MANDROSOA ...
12/04/2024

🔘AZA MATAHOTRA FA TSY HO RESY IZANY iANAO RAHA MBOLA EO JESOSY
🔘SAHIA MIATRIKA FANAMBY FA AZA MANDOSITRA ADY
🔘MANDROSOA HATRANY HO AMIN'ILAY EFA NIANTSON'ANDRIAMANITRA aNAO.
🔘AZA MANAIKY KIVY MANANA FINONA FA BE LAVITRA NY MOMBA antsika🙏

Eto no hiarahabako anareo❤🔥🌟TIAKO ,TSY HO SOLOIKO,TSY ATAKALOKO NA HOVIANA NA HOVIANA ,BONNE FETES MAMAN ET VADIKO MALAL...
31/05/2022

Eto no hiarahabako anareo
❤🔥🌟TIAKO ,TSY HO SOLOIKO,TSY ATAKALOKO NA HOVIANA NA HOVIANA ,BONNE FETES MAMAN ET VADIKO MALALAKO ,TAHIN'JESOSY MANOKANA IANAREO ,HASOAVINA NOHO NY VEHIVAVY REHETRA HO HASOAVINA NY NATERAKIN'NY KIBONAREO ,TAHIN 'JESOSY🌟🔥 ❤
🔥🔥🔥MANDROSOA HATRANY ,MIREHETA HATRANY HO AN'JESOSY AZA KIVY NA AMIN'INONA NA AMIN'INONA ,TSY MAINTSY MPANDRESY MIARAKA AMIN'JESOSY KRISTY.🔥

🔥💥❤Miarahaba ny reny rehetra ihany koa ,Hambinina amin'izay atao ianareo ho feno ny fahasoavan'Andriamanitra tompoko ,hamangy anareo anie ny Fahasoavan'Andriamanitra avy amin'ny FANAHY MASINA ❤💥🔥

Fiadanana! ISAORANA MANOKANA JESOSY FA MBOLA AFAKA NANOMPO AZY ANDROANY ,ARY MBOLA HANOMPO SY ANOMPO AZY MANDRAKIZAY .IA...
06/02/2022

Fiadanana! ISAORANA MANOKANA JESOSY FA MBOLA AFAKA NANOMPO AZY ANDROANY ,ARY MBOLA HANOMPO SY ANOMPO AZY MANDRAKIZAY .IANAO KOA RAISO JESOSY HO TOMPO SY MPAMONJY NY FIAINANAO .

11/07/2020

Address

Toamasina
Fianarantsoa
103

Telephone

+261344419118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eglise CERE Toamasina. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share