Valisoa Beauty

Valisoa Beauty Soins naturels, conseils et ventes des produits cosmΓ©tiques marque |VB
πŸ’š Sahia miavaka πŸ’š

Mirary alahady mahafinaritra ❀️😍
29/03/2026

Mirary alahady mahafinaritra ❀️😍

Notre journée manjakely 😍😘
28/03/2026

Notre journée manjakely 😍😘

Vaovao mahafinaritra ho an’ny rehetra! πŸ˜»πŸ˜πŸ’šManomboka izao dia hisy ireo fizarana vaovao eto amin'ny pejy izay entina hana...
26/01/2026

Vaovao mahafinaritra ho an’ny rehetra! πŸ˜»πŸ˜πŸ’š

Manomboka izao dia hisy ireo fizarana vaovao eto amin'ny pejy izay entina hanampiana antsika hikarakara sy hikolokolo ny volo 😍😍😍

πŸ’‡β€β™€οΈ Β« L’ASTUCE CAPILLAIRE Β» – izay arahantsika isaky ny Larobia, hizarana soso-kevitra sy tsiambaratelo momba ny volo. 😘
πŸ’« Β« GLOW HAIR FRIDAY Β» – indray dia atao mba hizarana ireo karazana ''soins'' izay afaka ataontsika amin'ny volo mba hananana volo salama sy mamiratra. Isaky ny zoma ny hanarahantsika izany.

Mazoto ve ianareo handray anjara ? πŸ’–
Raha misy manana toro-hevitra tiana ho zaraina eto amin'ny pejy ihany koa dia aza misalasala miditra ''MP'' an

Mirary soa daholo 😘,

Valisoa Beauty, sahia miavaka πŸ’šπŸ’šπŸ’š

Mahita an'ito coupe ito dia gaga hoe efa toy izao moa izany ny voloko πŸ˜‚πŸ˜‚Efa miantsoantso Ra-hety ato hoe andao indray e,...
21/01/2026

Mahita an'ito coupe ito dia gaga hoe efa toy izao moa izany ny voloko πŸ˜‚πŸ˜‚

Efa miantsoantso Ra-hety ato hoe andao indray e, borio indray e πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra

Passe une excellente soirΓ©e πŸ™πŸ™Manomana zavatra tsara ho anareo ato 😍😍😍 fa aza misaraka aminay πŸ’šπŸ’šπŸ™πŸ½Miaraka amin'ny randra...
15/01/2026

Passe une excellente soirΓ©e πŸ™πŸ™

Manomana zavatra tsara ho anareo ato 😍😍😍 fa aza misaraka aminay πŸ’šπŸ’šπŸ™πŸ½

Miaraka amin'ny randrana tsotsotra πŸ˜€πŸ˜‚

Efa io sahady ilay volo BORY be iny 😍😍Tadidinareo ve?πŸ˜€Inona ny secret nampalaky lava ny volonareo ??
13/01/2026

Efa io sahady ilay volo BORY be iny 😍😍
Tadidinareo ve?πŸ˜€

Inona ny secret nampalaky lava ny volonareo ??


Ny omalinay 😍😍
11/01/2026

Ny omalinay 😍😍

DE RETOUR 😍😍😍Ela ela e 😍😍😍😁😁 ?Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2026 😍😍Miverina tsikelikely isika sy ny tant...
11/01/2026

DE RETOUR 😍😍😍

Ela ela e 😍😍😍😁😁 ?

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2026 😍😍

Miverina tsikelikely isika sy ny tantaram-bolo 😍😘

Nanao ahoana ny tantaram-bolonareo izay ela ela tsy nihaonana izay. Zarao hoe mba hakan'ny namana lesona 😍

Aza misaraka amin'ny ary 😘

Mirary torimaso sambatra daholo 🀩😘
26/02/2025

Mirary torimaso sambatra daholo 🀩😘

Ny taona no mifarana fa ny zavatra tsara rehetra dia mbola hanaraka antsika amin'ny 2025 daholo πŸ₯°β€οΈπŸ€©Misaotra anareo nano...
31/12/2024

Ny taona no mifarana fa ny zavatra tsara rehetra dia mbola hanaraka antsika amin'ny 2025 daholo πŸ₯°β€οΈπŸ€©

Misaotra anareo nanohana hatrany dia manantena fa mbola ho eo fΓ΄na ianareo πŸ’ͺπŸΏπŸ™πŸ™πŸ™

Ho fahombiazana hatrany anie no hiseho amintsika

Valisoa Beauty

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261345674408

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Valisoa Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category