YAJAH l' Archéologue

YAJAH l' Archéologue Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from YAJAH l' Archéologue, Archaeological service, Alakamisy Ambohimaha, Fianarantsoa.

OFIRAAiza marina moa misy ity toerana atsoina hoe Ofira izay voalaza ao aminy Baiboly ity?
01/11/2022

OFIRA
Aiza marina moa misy ity toerana atsoina hoe Ofira izay voalaza ao aminy Baiboly ity?

VATOLAHY sy ny misiteriny Vatolahy na tsangambato, maro ny toerana ahitana itony vatolahy ireo raha eto Madagasika ary t...
24/07/2021

VATOLAHY sy ny misiteriny

Vatolahy na tsangambato, maro ny toerana ahitana itony vatolahy ireo raha eto Madagasika ary tsy voatanisa ny Tantara nampisy azy itony , ka ho fanazavana misy2 kokoa ny momba ny vatolahy na tsangambato dia ho zaraina roa lehibe ny fanazavana : Ny tsangambato any zareo vahiny ao Eropa , Ny tsangambato aminy finoana Malagasy.

Raha ny niandohany Vatolahy na tsangambato dia efa taonjato maro talohan'i Jesoa Kristy tany no nampisy azy, sivilizasiona maro no nampiasa azy io teto @ zao tontolo izao , ny nampiavaka ny Vatolahy any ampita dia ny fisiany misitery izay asehony toiny : famantarana toe-trandro , ny fivavahana na fifandraina @ maty ary ny tena mahagaga hoy ny mpikaroka dia azo ambara ho ry zareo avy any @ Planeta hafa any no nampianatra azy itony teto amboniny tany.

Raha eo @ Malagasy kosa ny vato lahy dia manana ny hasiny ary maro ny misitery fonosin'io vatolahy io raha eto Madagasikara , maro tsy voatanisa ny vato lahy raha eto @ nositsika ary ny faritra betsileo no tena mpanao raha eto Madagasikara.
Raha ny fanadihadihana natao tamin'ny olona maro dia fatsiarovana ireo olona very sy maty ts hita izay nanjavonany , raha tamin'ny androny faha mpanjaka dia ny vato lahy dia namantarana ny faritra iray izay misy andriana na mpanjaka mipetraka ary marika ny maha fihavava ny vato lahy ( vatolahy ao Ambatotsidikaina izay marika ny fihavanana teo @ mpanjakan'i Lalangina sy vohibato izay ao Fianarantsoa).
Misaotra anao namaky fanehoan-kevitra izay nataoky ary mbola maro ny zavatra aseho eto fa araho hatrany ny page tsika.........

Directe by YAJAH RAKOTONIAINA

VATOLAHYALEO MBA ASIANA RESAKA MOMBA AZY IO KOA , ARAHO HATRANY NY PAGE TSIKA
14/07/2021

VATOLAHY

ALEO MBA ASIANA RESAKA MOMBA AZY IO KOA , ARAHO HATRANY NY PAGE TSIKA

Nous sommes tous des touristes , Dieu est notre agent de voyage qui déjà fixé nos itinéraires, réservations et distinati...
11/07/2021

Nous sommes tous des touristes , Dieu est notre agent de voyage qui déjà fixé nos itinéraires, réservations et distinations .....Faites lui confiance et profitez de la vie .
La vie est juste un voyage

Yajah RAKOTONIAINA

VATO MISORATRA sy ny misiteriny (tohiny faha telo)Efa  maro ny fanadihadihana nikarohana ny marina rehetra momba ity SOR...
10/07/2021

VATO MISORATRA sy ny misiteriny (tohiny faha telo)

Efa maro ny fanadihadihana nikarohana ny marina rehetra momba ity SORATRA tsy fantatra izay hita eo @ tahezam-bohitra ao ALAKAMISY AMBOHIMAHA ity , maroko koa ireo manapahaizana mpikaroka sy olona mpahay tantara nikaroka ny tena marina momba io soratra io ary samy manana ny fomba filazana izy rehetra.

Maro ny misitery fonosin'io sortra io hoy ny Ray aman-dreny anakiray nitanatra , teo anelanelany taoana 2000-2004 no betraka ny misitery niseho teo amin'io toerana io , ohatra tamin'izany ny fisiana hazavana isakiny halina sy feo hafahafa eo amin'io toerana io ary misy mihintsy mahita andiana olona tsy fantatra (extranterrestre:Aliene) makeo amin'io soratra io . Raha natao ny fikarohana maro samy hafa dia mbola masina io toerana io teo @ taoana 2002 sy 2005 satsia mbola tsy be mpitsidika sy mbola tsy ota.

Misaotra anao namaky hatraminy farany mbola maro ny fikarohana hatao fa araho hatrany ny PAGE tsika .

Yajah Nomenjanahary Directe by

ALAKAMISY AMBOHIMAHA ❤❤❤❤VATO MISORATRA📷 Yajah Nomenjanahary
04/07/2021

ALAKAMISY AMBOHIMAHA ❤❤❤❤
VATO MISORATRA

📷 Yajah Nomenjanahary

NY fifandraisan'i PETRA sy VATO MISORTRA indray no ho resahitsika tsy ho ela La cité perdu de PETRANy misiterin' i VATO ...
19/06/2021

NY fifandraisan'i PETRA sy VATO MISORTRA indray no ho resahitsika tsy ho ela

La cité perdu de PETRA

Ny misiterin' i VATO MISORATRA

RACE ALIEN NO HO RESAHINA TSY HO ELa Araho hatrany ny pejy
13/06/2021

RACE ALIEN
NO HO RESAHINA TSY HO ELa
Araho hatrany ny pejy

05/06/2021
02/06/2021

🇲🇬👉 NY ATAO HOE "OLONA MIAVONA"

Ny atao hoe olona MIAVONA dia ny olona mihevitra ny tenany ho ambony ka manambany sy manao tsinotsinona ny hafa. Izany no miavonavona fa tsy ny olona tsy be resaka na ny olona tia mitokatokana akory. Matetika mantsy afangaron'ny malagasy ireo.

Samy manana ny fomba azahoany confort ny olona. Ny tsirairay koa samy manana ny zavatra tiany andaniana ny fotoanany.
- Misy tia mandany ny fotoanany miresaka sy miaraka amin'ny olona maromaro ary tsy mahazo aina raha tsy ao anaty kotaba.
- Misy indray tia mitokana maka saina irery, na miaraka amin'ny olona vitsivitsy amin'ny toerana tony sy milamina.

Samy ahitana mpiavona daholo amin'ireo karazany 2 ireo fa ny tena betsaka aza dia amin'ny olona be resaka.

👉MALAGASYVEIANAO 🙏 Manasa anao hizara rehefa avy novakianao
Andriamanjaka Doda
Sary: mpianatra tany amin'ny taona 1920

Address

Alakamisy Ambohimaha
Fianarantsoa

Telephone

+261334760265

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YAJAH l' Archéologue posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to YAJAH l' Archéologue:

Share