Ina Ro Ina

Ina Ro Ina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ina Ro Ina, Business Center, Fianaratsoa, Fianarantsoa.

04/09/2026

๐Ÿšซ๐Ÿ’ฐ MIADY AMINโ€™NY KOLIKOLY ISIKA! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Aza manolotra vola aminโ€™ny mpiasam-panjakana mba hahazoana tombontsoa manokana. ๐Ÿ™…โ€โ™‚๏ธ๐Ÿ’ต Avelao izy ireo hanatanteraka ny asany am-pahamarinana, satria efa karamaina aminโ€™ny asany izy ireo. ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ›๏ธ

๐Ÿ“ˆ Efa nampiakarina 14% ny karama, ary efa nisy ihany koa ny prime nomena taminโ€™ny faranโ€™ny taona.

๐Ÿค Mila miova ny toe-tsaintsika. Ny ady aminโ€™ny kolikoly dia andraikitsika rehetra: aza manome, aza mangataka, aza mandray kolikoly! โœŠ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Madagasikara madio, Madagasikara mandroso!


๐Ÿ“ทSary indrana

Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ๐—ก๐—œ๐—ฅ๐—ข๐——๐—”๐—ก๐—” ๐—œ  #๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—”๐—ž๐—”๐—ž๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—” ๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ฌ  #๐—•๐—”๐—ข๐—•๐—”๐—• ๐—Ÿ๐—˜๐—›๐—œ๐—•๐—˜ ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—” ๐—˜๐—ง๐—ข  #๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”.Nirodana ilay   lehibe indrindra eto Mad...
04/09/2026

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ๐—ก๐—œ๐—ฅ๐—ข๐——๐—”๐—ก๐—” ๐—œ #๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—”๐—ž๐—”๐—ž๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—” ๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ฌ #๐—•๐—”๐—ข๐—•๐—”๐—• ๐—Ÿ๐—˜๐—›๐—œ๐—•๐—˜ ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—” ๐—˜๐—ง๐—ข #๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”.
Nirodana ilay lehibe indrindra eto Madagasikara antsoina hoe Tsitakakantsa. Raha tsiahivina dia efa maromaro izay no tsikaritra fa nanomboka nitritra izy ary ankehitriny dia efa toy izao hita amin'ny sary izao.

๐Ÿšจ VAOVAO VAO IZAOMpanao gazety iray ao aminโ€™ny tambajotram-pahitalavitra iray no voadonanโ€™ny fiara teto Ambohijatovo.๐Ÿ‘‰ T...
04/09/2026

๐Ÿšจ VAOVAO VAO IZAO

Mpanao gazety iray ao aminโ€™ny tambajotram-pahitalavitra iray no voadonanโ€™ny fiara teto Ambohijatovo.

๐Ÿ‘‰ Tsy nahatsiaro tena avy hatrany izy taorianโ€™ny loza, ka noentina haingana tany aminโ€™ny hopitaly mba hahazoana fitsaboana sy fizaham-pahasalamana. ๐Ÿฅ๐Ÿ™

โš ๏ธ Mbola eo am-panangonana ny vaovao misimisy kokoa momba ny zava-nitranga.

Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐHafa avao rolahy ny Reny Malagasy miavaka toy๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–
04/09/2026

Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Hafa avao rolahy ny Reny Malagasy miavaka toy๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–

Manja aloha Ilay 1er Dame ka๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–Ilay fitsiky๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐIlay fiakanjo tsotsotra๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐTena hoe mamy ka ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’–๐Ÿฅฐ๐Ÿ™
04/09/2026

Manja aloha Ilay 1er Dame ka๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–
Ilay fitsiky๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Ilay fiakanjo tsotsotra๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Tena hoe mamy ka ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’–๐Ÿฅฐ๐Ÿ™

01/09/2026

Tanana atao hoe Berenty eo @75-85 km miala an'Ilakaka ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ
May kila n tanana ๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข
Mahavaky fo๐Ÿ’”๐Ÿ’”๐Ÿ’”

โ€Žโ€ผ๏ธMaevatanana : Dahalo 3 lavo, omby 20 tafaverina โ€Žโ€ŽNifanehatra taminโ€™ny Zandary tao aminโ€™ny vavaranonโ€™i Bekipoly ireo ...
18/08/2026

โ€Žโ€ผ๏ธMaevatanana : Dahalo 3 lavo, omby 20 tafaverina
โ€Ž
โ€ŽNifanehatra taminโ€™ny Zandary tao aminโ€™ny vavaranonโ€™i Bekipoly ireo dahalo, raha nanangona omby miisa 20 tao anaty ala.
โ€Ž
โ€ŽRaikitra ny fifampitifirana ka dahalo roa no maty voatifitra, ary iray hafa naratra mafy, saingy namoy ny ainy ihany koa rehefa nentina notsaboina.
โ€Ž
โ€ŽTafaverina aminโ€™ny tompony avokoa ireo omby 20, raha tafaporitsaka kosa ireo dahalo sasany.
โ€Ž
โ€ŽTsy nisy naratra ny Zandary sy ireo vatan-dehilahy niara-niasa taminy. Mitohy ny fanarahan-dia ireo dahalo nitsoaka.
โ€Ž
โ€Ž

โŒ LOZAM-PIFAMOIVOZANA MAHATSIRAVINA โ€“ RN7 ANTANIFOTSY๐Ÿ”ธNitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo aminโ€™ny RN7, ava...
16/08/2026

โŒ LOZAM-PIFAMOIVOZANA MAHATSIRAVINA โ€“ RN7 ANTANIFOTSY
๐Ÿ”ธNitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo aminโ€™ny RN7, avaratrโ€™Ilempona, Antanifotsy, izay nifandonanโ€™ny moto sy camion. Olona roa nitondra moto no namoy ny ainy tsy tra-drano.

โš ๏ธ Antsoina ny mpampiasa lalana rehetra mba hitandrina, tsy hanao hafainganam-pandeha tafahoatra ary hanaja ny ainโ€™ny hafa.

๐Ÿ™ Mirary fiononana sy faherezana ho anโ€™ny fianakavianโ€™ireo niharam-boina.

Luc Ofisialy
Top radio 102.8 fm

15/08/2026

Datoa tonton refa nahazo2 iny๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ

Manao ny ezaka rehetra ny Filoha ny Fanavaozana hampifandray sy hampihavana ary hampandroso an'i Madagascar
15/08/2026

Manao ny ezaka rehetra ny Filoha ny Fanavaozana hampifandray sy hampihavana ary hampandroso an'i Madagascar

Address

Fianaratsoa
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ina Ro Ina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share