TA MA FI UF Officiel

TA MA FI UF Officiel Ny Fitiavana, tia sy manampy ny mpiarabelona

08Mars Andro iraisam-pirenena ho any vehivavy🙎Faly miarahaba antsika vehivavy rehetra🙋 vehivavy fanohitra ho amin'ny fam...
08/03/2023

08Mars Andro iraisam-pirenena ho any vehivavy🙎
Faly miarahaba antsika vehivavy rehetra🙋 vehivavy fanohitra ho amin'ny fampandrosoana ary vehivavy Fitahina ho any Ankohonana sy ny Firenena👭👭

01/03/2023

MIVORY NY EKIPA TA.MA.FI rehetra anio @ 4 Ora tolak'andro ao am toerana mahazatra, Fiomanana ny fambolenkazo ny Tanora ny Sabotsy 4Mars izao nobdinika, mifampilaza eeh

Merci ny équipe rehetra tikobe daoly nareo❤❤NY FITIAVANA MANAMPI NY MPIARABELONA
20/02/2023

Merci ny équipe rehetra tikobe daoly nareo❤❤
NY FITIAVANA MANAMPI NY MPIARABELONA

Les TA.MA.FI Vous souhaitez bonne anniversaire Caroline
11/02/2023

Les TA.MA.FI Vous souhaitez bonne anniversaire Caroline

TA.MA.FI souhaite que vous assumiez la responsabilité prise pour le développement de la société
10/02/2023

TA.MA.FI souhaite que vous assumiez la responsabilité prise pour le développement de la société

Isaorana lehibe ny membres rehetra tamin'ny fahavitrihana tamin'ireo hetsika efa natao teo ny  👉Fambolek'azo zay nahaton...
09/02/2023

Isaorana lehibe ny membres rehetra tamin'ny fahavitrihana tamin'ireo hetsika efa natao teo ny
👉Fambolek'azo zay nahatongavana mpikambana marobe
👉 teo KO ny fifampiarahabana nahatratra ny taona nataontsika
Mafinaritra ny fahavonana sy firaisakina tsika fa irary ny mbola hitohizan'izany

Santatra ambavarano ireny fa ny manentsabe mbola ho avy

02/01/2023
Misaotra an'i Jeso fa totosa ny hentsika fanomezan-drà androany niarahana tamin'ny association TA.MA.FI.Isaorana ny équi...
23/12/2022

Misaotra an'i Jeso fa totosa ny hentsika fanomezan-drà androany niarahana tamin'ny association TA.MA.FI.Isaorana ny équipe rehetra tonga navitrika

Manome rà manome Aina😘💝
Ny fitiavana manampy ny mpiarabelona👪👏

Ampitiavana hatrany no anasana antsika Olompirenena mandray andraikitra. Don de Sang iarahana am Ass TA.MA.FI
21/12/2022

Ampitiavana hatrany no anasana antsika Olompirenena mandray andraikitra. Don de Sang iarahana am Ass TA.MA.FI

20/12/2022

Bonjour daholo. Mampahatsiahy indray ary rampitso ny dernier preparation ny hetsika am 23 hoavy izao noho izany asaina ampanajana isika membre sy ny tapaka sy namana hamonjy ny fivoriana rampitso am4 tolak'andro ao am commune urbaine de Fianarantsoa hatrany

Salama aby e           Antsoina isika tanora izay vonona hiara hientana amin'ny association TA.MA.FI ho tonga  ny Alarob...
19/12/2022

Salama aby e
Antsoina isika tanora izay vonona hiara hientana amin'ny association TA.MA.FI ho tonga ny Alarobia hoavy izao aminy 4 Ora tsy diso ka eo am devant ny lapan'ny tanana FIANARANTSOA ny fotoana.

Address

Andrainjato
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TA MA FI UF Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share