Constructive LINGO Teaching Center

Constructive LINGO Teaching Center Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Constructive LINGO Teaching Center, Business service, Soanierana, Fianarantsoa.

Salama daholo !Tonga indray ny fandraiasana mpianatra vaovao ka aza tara misoratra anarana dian'izao.Alatsinainy hoavy i...
28/05/2025

Salama daholo !
Tonga indray ny fandraiasana mpianatra vaovao ka aza tara misoratra anarana dian'izao.
Alatsinainy hoavy izao ny fidirana vaovao.

SALAMA DAHOLO EE!AMIN'IZAO VANIMPOTOAN'NY ANKAIKY FETY IZAO DIA MANOME TOLOTRA HOAN'IZAY LIANA AMIN'NY TENY FRANTSAY SY ...
15/12/2024

SALAMA DAHOLO EE!

AMIN'IZAO VANIMPOTOAN'NY ANKAIKY FETY IZAO DIA MANOME TOLOTRA HOAN'IZAY LIANA AMIN'NY TENY FRANTSAY SY ANGLAIS.
ARARAOTY NY TOLOTRA MORA FA TSY ISAN'ANDRO.
COURS FRANÇAIS SY ANGLAIS NANDRITRA NY 3MOIS AMINY DROIT MORA 20000Ar. IZAY 20 TONGA VOALOHANY NO MAHAZO NY TOLOTRA MORA.

MANDRAY PROMOTION VAOVAO!
13/12/2024

MANDRAY PROMOTION VAOVAO!

10/10/2024
MISOKATRA HOANNTSIKA NY FISORATANA ANARANA.
03/09/2024

MISOKATRA HOANNTSIKA NY FISORATANA ANARANA.

SALAMA DAHOLO INDRAY.NDAO HIANATRA TENY ANGLISY SY FRANTSAY AMIZAY FA IANAO NO SISA MBOLA TSY MAHAY.IZAHAY ATO AMIN'NY C...
19/08/2024

SALAMA DAHOLO INDRAY.

NDAO HIANATRA TENY ANGLISY SY FRANTSAY AMIZAY FA IANAO NO SISA MBOLA TSY MAHAY.
IZAHAY ATO AMIN'NY CLTC DIA MANOME COURS D'ANGLAIS SY FRANTSAY MAIMAIMPOANA MANDRITRA NY TELOVOLANA BE IZAO. MBOLA MAHAZO CERTIFICAT SY BOKY GRATUIT IHANY KOA IANAO REFA MIANATRA ATO AMINAY.MAZAVA TSARA NY FANAZAVANA SATRIA MPAMPIANATRA EFA MATIHANINA NO MAMPIANATRA ATO.
ÉCOLAGE 0AR FA DROIT 50000Ar IHANY NO ALOANAO DE MIANATRA TSARA ANAO.
TONGAVA MISORATRA ANARANA HAINGANA FA IANAO NO SISA ANDRASANA.
CONTACT:0345869535.
0330189614.

SALAMA DAHOLO INDRAY.NDAO HIANATRA TENY ANGLISY AMIZAY FA IANAO NO SISA MBOLA TSY MAHAY.IZAHAY ATO AMIN'NY CLTC DIA MANO...
18/08/2024

SALAMA DAHOLO INDRAY.

NDAO HIANATRA TENY ANGLISY AMIZAY FA IANAO NO SISA MBOLA TSY MAHAY.
IZAHAY ATO AMIN'NY CLTC DIA MANOME COURS D'ANGLAIS SY FRANTSAY MAIMAIMPOANA MANDRITRA NY TELOVOLANA BE IZAO. MBOLA MAHAZO CERTIFICAT SY BOKY GRATUIT IHANY KOA IANAO REFA MIANATRA ATO AMINAY.MAZAVA TSARA NY FANAZAVANA SATRIA MPAMPIANATRA EFA MATIHANINA NO MAMPIANATRA ATO.
ÉCOLAGE 0AR FA DROIT 50000Ar IHANY NO ALOANAO DE MIANATRA TSARA ANAO.
TONGAVA MISORATRA ANARANA HAINGANA FA IANAO NO SISA ANDRASANA.
CONTACT:0345869535.
0330189614

07/06/2024

Ny "English Tutoring and Mentoring" dia fampianarana teny anglisy miavaka sady TSARA no MAHOMBY. Tsy mianatra miaraka amin'olon-kafa ianao fa mianatra irery. Tsy manoratra betsaka ihany koa anao fa tonga de miteny. Mahazo lesona fanampiny ihany koa anao.
Ireto ambany ireto ny mikasika azy raha liana ianao.

1) Mianatra 15minitra isan'andro ianao .
2) Mpampianatra iray hoan'ny mpianatra iray.
3)Tsy manoratra fa avy hatrany dia mihaino dia mamerina.(Mihaino,Mitadidy ary mamerina).
4)Mahazo lesona fanampiny avy amin'ny mpampianatra.
5) Mihaona ny mpianatra rehetra isaky ny weekend mba hifankalala sy hanao pratika.
6)Mandritra ny 4 herinandro ny niveau 1.
6)Ny participation :10000Ar.
7)Misy certification isaky ny mahavita niveau.

FEPETRA.

1)Tsy maintsy manana 15minitra isan'andro,na maraina na atoandro na tolakandro na hariva.
2) Olona mazoto mianatra.
3)Tsy maintsy tonga amin'ny pratika iarahana amin'ny Mpianatra namana isaky ny weekend.

Efa misokatra ny fisoratana anarana
Raha vonona dia antsoy ny 0345869535.
Mankasitraka anao.

SALAMA INDRAY ISIKA REHETRA!Misokatra indray ny fandraisana mpianatra vaovao ato aminay.Miavaka ny cours ato aminay satr...
05/11/2023

SALAMA INDRAY ISIKA REHETRA!

Misokatra indray ny fandraisana mpianatra vaovao ato aminay.
Miavaka ny cours ato aminay satria dia mampiasa fomba fampianarana maoderina mifanaraka aminy toetr'andro izahay ato .Mifantoka amin'ny traikefa efatra(mihaino,miteny,mamaky ary manoratra).betsaka be ny kilalao ataonay mba hampitana ny lesona amin'ny mpianatra.sady mianatra ny mpianatra no milalao.
Ireto ny niveaux ato aminay:
-Débutant
-Intermediaire
-Avancé.

ÉCOLAGE

√Français=40000Ar/mois
√Anglais=40000Ar/mois
√Bonus espagnol.
Lieu:près de l'arrêt bus 40 andrainjato.
CONTACT:0345869535.

Address

Soanierana
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Constructive LINGO Teaching Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share