Art Research and Training Center

Art Research and Training Center "Construire des Compétences, Transformer des Vies."

31/05/2026
Indro Ary ny rentrée manaraka dia aza tara fa efa natao mety amin'ny rehetra
31/05/2026

Indro Ary ny rentrée manaraka dia aza tara fa efa natao mety amin'ny rehetra

Ity Ary Ilay izy, dia aza tara fa araraoty araraoty
31/05/2026

Ity Ary Ilay izy, dia aza tara fa araraoty araraoty

Aza tara Ary e! Efa misokatra ny fisoratana anarana👉🏻 FORMATION COUPE ET COUTURE 👉🏻 Modules rehetra miaraka amin'ny fana...
21/05/2026

Aza tara Ary e! Efa misokatra ny fisoratana anarana

👉🏻 FORMATION COUPE ET COUTURE
👉🏻 Modules rehetra miaraka amin'ny fanaoahana patron
👉🏻 2 volana ny faharetany: tena mahay kosa ianao mivoaka avy ato no Sady mahazo certificat caché rouge mihitsy,

Tena hoe tsara! Hoanao te hianatra momba n'y broderie dia afaka manatona ety  MANASOA fa ny ALATSINAINY 01 juin hoavy iz...
19/05/2026

Tena hoe tsara!
Hoanao te hianatra momba n'y broderie dia afaka manatona ety MANASOA fa ny ALATSINAINY 01 juin hoavy izao ny fidirana manaraka.

Fantatrao vé fa afaka mamoaka tsara n'y talentanao ianao no Sady hidirambola? Hatoronay anao n'y karazana modely samy hafa ahafahanao mamoaka sary amin'ny akanjo, coussin, sns....
Tongava Ary misoratra anarana fa voafetra ny toerana

Plus d'informations: 0344330199
Toerana: Tsenahafakely Antarandolo (akaiky ny garage La Pointe)

Vonona hampitombo ny fahaizanao sy hitondra fandrosoana ho an'ny asanao ve ianao? Mitady fivoarana sy fahaiza-manao vaov...
04/05/2026

Vonona hampitombo ny fahaizanao sy hitondra fandrosoana ho an'ny asanao ve ianao? Mitady fivoarana sy fahaiza-manao vaovao amin'ity taona 2026 ity?

Manolotra anao FIOFANANA MIAVAKA ny ARTC Manasoa. Natao manokana hanampiana anao hahatratra ny tanjonao amin'ny alalan'ny fahazoana fahaiza-manao azo ampiharina avy hatrany.

Safidio amin'ireto taranja ireto ny mifanaraka amin'ny fanirianao:

🧶 Crochet raphia/pelote

🪡 Broderie

👗 Couture

🧑‍🍳 Cuisine

📞 Call center

🌐 Web Master

📈 Marketing digital

💻 Informatique bureautique

🗣️ Langues Français / Anglais

Omeo laka ny talentanao ary mianara fahaiza-manao mifanaraka amin'ny tsenan'ny asa.

📍 Toerana: Fianarantsoa Antarandolo (Ampitan'ny Tsenahafakely)
📞 Antsoy ny: 034 43 301 99
💌 Midira hafatra miafina avy hatrany ary.

Soraty INFO eo amin'ny commentaire raha liana ianao👇

03/05/2026

Inona ary ny fiofanana safidianao?

Soraty eo amin'ny commentaire ireo izay tianao hianarana 👇

01/05/2026

Ianao anie no andrasana eee! Mbola mandray anao izahay hatramin'ny 11 MAI hoavy izao,

Tongava misoratra anarana ety @ ARTC MANASOA ANTARANDOLO Ary!

01/05/2026

Tic tac ⏳ Andro vitsy sisa dia manomboka ny fiofanana ato amin'ny ARTC ✨

Ary IANAO, rahoviana ianao no hanapa-kevitra hanova ny hoavinao?🤔

Mbola afaka misoratra anarana ireo izay vonona ny hiofana mahakasika ny :
- Crochet Raphia/pelote
- Feuillard
- Broderie
- Couture
- Cuisine
- Call center
- Langues Français/ Anglais
- Marketing digital
- Informatique bureautique
- Web Master
- Musique ( Guitare, Piano, ...)
- Danse, ...

💬 Soraty eo amin'ny commentaire izay mahaliana anao, izay tianao hianarana
💌 Afaka miditra hafatra miafina ihany koa
📍 FIANARANTSOA, Antarandolo Ampitan' Tsenahafakely
📞 0344330199

🎓 ART Research and Training Center: Hanomboka ny fiofanana!Efa vonona ve ianao hanomboka ny dingana vaovao amin'ny fiain...
29/04/2026

🎓 ART Research and Training Center: Hanomboka ny fiofanana!
Efa vonona ve ianao hanomboka ny dingana vaovao amin'ny fiainanao? Ny 04 May izao ny fidirana ato amin'ny ARTC Manasoa.

Aza avela handalo fotsiny ity fahafahana ity. Ny fahaizana amam-pahalalana no fitaovana tsara indrindra handresena ny ho avy!

📍 Toerana: ARTC Manasoa Eto FIANARANTSOA ety Antarandolo Ampitan' Tsenahafakely
📞 0344330199
📅 Daty: Alatsinainy 04 May 2026
🕗 Ora: 08h00

👉 Soraty amin'ny "Commentaire" ny hoe "VONONA" raha mila fanazavana fanampiny ianao!

Address

Tsenahafakely Antarandolo
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art Research and Training Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share