M1 et M2 SE en ligne F/tsoa 2024-2025

M1 et M2 SE en ligne F/tsoa 2024-2025 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M1 et M2 SE en ligne F/tsoa 2024-2025, Business Center, 301, Fianarantsoa.

30/07/2026

Izahay aloha dia afaka manampy fona e.
Ndao hikarakara dossiers fa ampianay hatrany🥳

16/07/2026

Master : diplôme en M2
Attestation de réussite : pour M1
❌système LMD, ny M1 dia tsy misy diplôme intsony

14/07/2026

Ens Fianarantsoa : MAPEN

Ens Toliara : CAPEN
🥰🥰🥰🥰

Hafatry ny MINISTERAN'NY FAMPIANARANA AMBARATONGA AMBONY SY NY FIKAROHANA ARA-TSIANSA
13/07/2026

Hafatry ny MINISTERAN'NY FAMPIANARANA AMBARATONGA AMBONY SY NY FIKAROHANA ARA-TSIANSA

13/07/2026

Fifampizarana.
Ndeha ho resahina kely ny momban'ny ‎DEA / MASTER II- MAPEN - CAPEN:
‎Mitovy ny catégorie ( 8), indice ( 950) ary ny cadre ( A) no iaingana.

‎DEA/Master II: diplôme académique, avy eny amin'ny " Facultés ( lettres / sciences). Corps : concepteur ary mandalo contractuel.

‎MAPEN : diplôme professionnel avy eny amin'ny ENS, mampiasa système LMD. Corps concepteur, ary mandalo contractuel.

‎CAPEN : diplôme professionnel ( ENS), tsy mandalo contractuel fa mandalo " nomination sur titre"( intégré avy hatrany), corps : professeur certifié.

‎NB: mahazo manao fangatahana " Nomination sur titre " ihany koa ireo MAPEN na dia mbola contractuel aza amin'ny maha sortant ny école azy. Azo atao soamatsara.
‎Mila miova io texte mamehy ny MAPEN io, mba tsy handalovany contractuel ( mitady fitakiana).

Mr Esoavene

13/07/2026

...jusqu'à ultérieurement 🥰

hoan'ny izay te hikarakara demande diplôme 🔥
03/07/2026

hoan'ny izay te hikarakara demande diplôme 🔥

18/06/2026

12 Jours fotoana farany omena ireo tsy mbola nahavita soutenance AU : 2024/2025.
Atomboy ny boky fa sao tara eo ary.

02/06/2026

THÈME : " L’ANDRAGOGIE : UNE APPROCHE ÉDUCATIVE CENTRÉE SUR L’ADULTE "

01/06/2026

manao mise en page izahay raha sendra misy mila izay. MP

Address

301
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M1 et M2 SE en ligne F/tsoa 2024-2025 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share