Service Diplรดme Univ-Fianar

Service Diplรดme Univ-Fianar Pejy fizarana ireo vaovao mahakasika ny diploma BACCALAURร‰AT eto anivon'ny Oniversiten'ny Fianarantsoa ๐ŸŽ“

โš ๏ธIlazana isika izay afaka bakalorea 2026 fa manomboka androany alakamisy 20 aogositra ny fandraisana fangatahana relรฉvรฉ...
20/08/2026

โš ๏ธIlazana isika izay afaka bakalorea 2026 fa manomboka androany alakamisy 20 aogositra ny fandraisana fangatahana relรฉvรฉ des notes sy diplรดme 2026.



13/07/2026

โš ๏ธTsy azo atonta fanindroany intsony ny diplaoma ka mila tandremana tsara mba tsy ho very...โ€ผ๏ธ

๐ŸŽฏURGENT โ€ผ๏ธDEMANDE DE DIPLร”MEโ€ผ๏ธ -Efa azo alaina eny amin'ny Office du bacc Fianarantsoa izay nanao fangatahana hatramin'n...
30/04/2026

๐ŸŽฏURGENT โ€ผ๏ธ
DEMANDE DE DIPLร”MEโ€ผ๏ธ

-Efa azo alaina eny amin'ny Office du bacc Fianarantsoa izay nanao fangatahana hatramin'ny 28 aprily 2026.

๐Ÿ“ŒRaha tsy afaka maka izany ny tompony dia azon'ny Ray aman-dreniny atao ny maka izany fa mitondra karapanondron'izay maka azy sy ny kopian'ny zanany (tompony).

๐Ÿ“ŒRaha mbola tsy manana karam-panondro ny tompon'ny diplรดme dia mitondra kopia sy Certificat de scolaritรฉ.

Misaotra tompoko!!


๐ŸŽฏURGENT โ€ผ๏ธDEMANDE DE DIPLร”MEโ€ผ๏ธ -Efa azo alaina eny amin'ny Office du bacc Fianarantsoa izay nanao fangatahana hatramin'n...
24/04/2026

๐ŸŽฏURGENT โ€ผ๏ธ
DEMANDE DE DIPLร”MEโ€ผ๏ธ

-Efa azo alaina eny amin'ny Office du bacc Fianarantsoa izay nanao fangatahana hatramin'ny 20 aprily 2026.

๐Ÿ“ŒRaha tsy afaka maka izany ny tompony dia azon'ny Ray aman-dreniny atao ny maka izany fa mitondra karapanondron'izay maka azy sy ny kopian'ny zanany (tompony).

๐Ÿ“ŒRaha mbola tsy manana karam-panondro ny tompon'ny diplรดme dia mitondra kopia sy Certificat de scolaritรฉ.

Misaotra tompoko!!


โ›”FAMPAHATSIAHIVANAโ€ผ๏ธ-Ampatsiahivina isika tompon'andraikitra samihafa fa ny fara-fisoratana anarana amin'ny fanadinana b...
17/03/2026

โ›”FAMPAHATSIAHIVANAโ€ผ๏ธ

-Ampatsiahivina isika tompon'andraikitra samihafa fa ny fara-fisoratana anarana amin'ny fanadinana bakalorea taona 2026 dia ny zoma 27 marsa 2026. Eny amin'ny Office du bacc Ambalapaiso



โ€ผ๏ธArrรชtรฉ fixant les dates des examens de Baccalaurรฉat d'Enseignement gรฉnรฉral, Technologique, Professionnel et Technique ...
14/02/2026

โ€ผ๏ธArrรชtรฉ fixant les dates des examens de Baccalaurรฉat d'Enseignement gรฉnรฉral, Technologique, Professionnel et Technique pour l'annรฉe 2026.


Universitรฉ de Fianarantsoa Andrainjato

28 janoary 2026, famindram-pitantanana sy fahefana teo amin'ny talen'ny Office du bacc teo aloha Pr RATSIMBAZAFY sy ny t...
28/01/2026

28 janoary 2026, famindram-pitantanana sy fahefana teo amin'ny talen'ny Office du bacc teo aloha Pr RATSIMBAZAFY sy ny tale vaovao Dr RALAIVAO Jean Christian.
Universitรฉ de Fianarantsoa Andrainjato

Nasiam-panovร na ny tetiandron'ny fanadinam-panjakana taom-pianarana 2025-2026.Ho an'ny fanadinana CEPE, BEPC , Bakalorea...
21/01/2026

Nasiam-panovร na ny tetiandron'ny fanadinam-panjakana taom-pianarana 2025-2026.
Ho an'ny fanadinana CEPE, BEPC , Bakalorea teknolojika sy teknika ary ankapobeny.
Universitรฉ de Fianarantsoa Andrainjato

๐…๐€๐Œ๐๐€๐‡๐€๐…๐€๐๐“๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐€๐Š๐€๐‹๐Ž๐‘๐„๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”โœ… Ny Minisiteranโ€™ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa dia manao izao fampa...
13/01/2026

๐…๐€๐Œ๐๐€๐‡๐€๐…๐€๐๐“๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐€๐Š๐€๐‹๐Ž๐‘๐„๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”

โœ… Ny Minisiteranโ€™ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa dia manao izao fampahafantarana manaraka izao momba ny fanadinana bakalorea taona 2026.

๐Œ๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐š ๐ญ๐จ๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐ข๐ณ๐š๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐๐š๐ค๐š๐ฅ๐จ๐ซ๐ž๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” :

๐Ÿ- ๐‡๐จ ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐๐š๐ค๐š๐ฅ๐จ๐ซ๐ž๐š ๐€๐ง๐ค๐š๐ฉ๐จ๐›๐ž๐ง๐ฒ:
ny Alatsinainy 17 ka hatraminโ€™ny Zoma 21 Aogositra 2026, manomboka aminโ€™ny 07 ora maraina.

๐Ÿ- ๐‡๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐š๐ค๐š๐ฅ๐จ๐ซ๐ž๐š ๐“๐ž๐ค๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐ฃ๐ข๐ค๐š ๐ฌ๐ฒ ๐“๐ž๐ค๐ง๐ข๐ค๐š ๐š๐ซ๐ฒ ๐€๐ซ๐š๐ค'๐š๐ฌ๐š:
- ๐€๐ง๐๐ข๐š๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง๐ฒ : Ny Alatsinainy 17 ka hatraminโ€™ny Zoma 21 Aogositra 2026, manomboka aminโ€™ny 07 ora maraina
- ๐€๐ง๐๐ข๐š๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ซ๐จ๐š : Ny Alatsinainy 24 ka hatraminโ€™ny Alakamisy 27 Aogositra 2026, manomboka aminโ€™ny 07 ora maraina

๐Ÿ‘- ๐๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐š๐ญ๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š dia nanomboka ny Alatsinainy 12 Janoary 2026 taminโ€™ny 08 ora maraina, eny anivonโ€™ny Fitaleavana na Sampan-draharaha misahana ny Bakalorea isaky ny Oniversite ary ๐ก๐ข๐Ÿ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ny 10 aprily 2026 amin'ny 06 ora hariva.

โœ… Tsy misy ยซ dรฉrogation ยป aminโ€™ny fametrahana antontan-taratasy aorianโ€™ny fe-potoana voatondro.

๐๐ฒ ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐š๐ญ๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐๐ข๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐จ๐ฏ๐š ๐š๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐š ๐ญ๐จ๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐จ :

- DIMY ARIVO SY IRAY ALINA ARIARY (Ar 15.000) ho an'ny mpiadina atolotry ny sekoly,

- DIMY ALINA ARIARY (Ar 50.000) ho an'ny mpiadina misora-tena,

- IRAY HETSY ARIARY (Ar 100.000) ho an'ny mpiadina teratany vahiny mianatra eto Madagasikara.

โœ… Araka ny fepetra voalazanโ€™ny Didim-panjakana laharana faha 081-2005/MENRS taminโ€™ny 24 Janoary 2005, novainโ€™ny Didim-panjakana laharana faha 21 755/2006, ireo mpiadina misora-tena ho an'ny Bakalorea Teknolojika sy Teknika dia tsy maintsy manana ny ยซ Brevet dโ€™ร‰tudes Professionnelles ยป na mitovy aminy ary manana naoty fanaraha-maso mitohy aminโ€™ireo taranja nosedraina tao aminโ€™ny Lycรฉe Techniq

Address

Andrainjato
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 09:00 - 14:30
Tuesday 09:00 - 14:30
Wednesday 09:00 - 14:30
Thursday 09:00 - 14:30
Friday 09:00 - 14:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Diplรดme Univ-Fianar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share