Soins et Service à Domicile de Nosy be

Soins et Service à Domicile de Nosy be Bonjour ! Nous occupons les soins à domicile. Tel: 0326140960

15/01/2026
25/11/2025

Nonon-dreny tsisy mahasolo mama ai !

Raha  tsy mety mahazo zaza na bevohoka ny vehivavy 18 - 35 taona nefa tsy magnano fisa "PF" , dia azo heverina ho infert...
18/09/2025

Raha tsy mety mahazo zaza na bevohoka ny vehivavy 18 - 35 taona nefa tsy magnano fisa "PF" , dia azo heverina ho infertilité izany; Tsara ny manatona dokotera avy hatrany.

🔍 Antony mety ho ao ambadika :

- Tsy fahatomombana misy @ tsirinaina ny hehilahy.
- Tsy fivoahan’ny atody (anovulation) ❌🥚,
- Trompes tsentsina na mivonto 🚫,
- Endométrioses,
- Ny karazana kystes,
- Ny fikorontanan'ny hormonina,... Sns

✨ Ny fitsaboana ny "Infertilité" dia tsy mitovy amin’ny olona tsirairay. Zava-dehibe ny fitiliana sy ny torohevitra ara-pitsaboana, satria ny vahaolana dia miankina amin’ny antony izay samihafa amin'ny tsirairay, afaka miantso ianao na mandefa hafatra miafina fa misy torohevitra ara-pasalamana ho anao sy traitement afaka atao
Tel: 0326140960

Address

Hell-Ville

Telephone

+261344173594

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soins et Service à Domicile de Nosy be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share