18/11/2021
@ Zao problème mikasiky tsy fisiany ciment zao, izahay ato @ Dia mihezaka mikaroka vaholana ho antsika rehetra,mba hanagnany malagasy rehetra tragno mendrika sy manaja ny tontolo hiainana 🏘️🏘️🏗️
tany manokana na "Brique de Terre Compressée" : tao-trano manaja ny tontolo iainana sy maharitra .
Fanamby goavana hoan'ny malagasy tokoa ny fananganana trano manaja ny tontolo iainana sy maharitra ary mifanindry an-dalana amin’izany ny fampiasana ity karazana biriky vaovao ity. Mora no sady mitsinjo ny tontolo iainana tokoa ny BTC satria azo avy amin'ny fanafangaroana tany amin'ny simenitra. Araka izany, ny BTC dia tsy mila andrahoina toy ny biriky tanimanga izay manimba ny tanim-bary akana azy sy mandoto ny rivotra iainana.
_____
Les Briques de Terre Compressées (BTC) : vers une effectivité des constructions écologiques et durables à Madagascar
Effectivement, contrairement aux briques en terre cuite, les BTC, obtenues par compression de terre et de ciment, sont économiques et écologiques puisque ne nécessitant pas de combustion et permettant, par conséquent, de réduire la pollution atmosphérique et l’appauvrissement des sols.
😍OSEZ LE LUXE, L'ORIGINALITÉ ET LA MODERNITÉ 😍!!!
Contact : +261328280046 / +261 32 04 012 20 mail: [email protected] [email protected]
Entreprise GENERAL et Raitra_IMMO vous promets toujours l'excellence 🙏🙏🙏