Y-zara MDG

Y-zara MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Y-zara MDG, Business Center, Imerintsiatosika.

02/07/2026

Ho an'ny manantsaina

18/06/2026

Rehefa miantsoroka ny andraikitra hitady, hiaro, ary hanorina ny hoavin’ny vady aman-janaka ny lehilahy, dia misy entana mavesatra entiny samirery ao am-pony. Ao ny havizanana ara-batana, ny fanahiana ny ampitso, ny manirery any am-piasana, ary ny alahelo rehefa lavitra ny akany. Izany rehetra izany anefa dia fidiany hotononina amin'ny tsiky sy ny fahanginana, mba tsy hampitondrana ahiahy ny ankohonany. Faran'izay sarobidy ny fankaherezana ara-tsaina amin'izany fotoana izany.

VAOVAO MAHAFALY!Ao amin'ny Lavage Beronono Imerintsiatosika dia efa misy izao ny WIFI STARLINK 🚀➡️ Internet haingana be➡...
14/03/2026

VAOVAO MAHAFALY!

Ao amin'ny Lavage Beronono Imerintsiatosika dia efa misy izao ny WIFI STARLINK 🚀

➡️ Internet haingana be
➡️ Afaka misera Facebook, mijery vidéo, miasa, miresaka malalaka, na manao téléchargement sns
➡️ Sady manasa fiara 🚗 no miala sasatra amin'ny wifi

Ho an'izay manodidina ihany koa raha liana,
afaka misitraka WIFI amin'ny sarany mirary isam-bolana.

📍 Tongava ao amin'ny Lavage Snack Beronono
Internet haingana + Snack + Lavage fiara = toerana iray!

Fandraisana mahafinaritra hatrany.

17/02/2026

YART DIAG

0332108259
0386470964

17/02/2026

Address

Imerintsiatosika
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Y-zara MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share