06/11/2026
🚨🐔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢𝗡’𝗔𝗞𝗢𝗛𝗢 𝗠𝗔𝗟𝗢𝗧𝗢 = 𝗙𝗜𝗢𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗧𝗔𝗛𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔!
🧹🦠 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗗𝗜𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗗É𝗦𝗜𝗡𝗙𝗘𝗖𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗡𝗬 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢𝗡’𝗔𝗞𝗢𝗛𝗢
🌿 𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗙𝗜𝗢𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗕𝗢𝗔𝗝𝗔𝗡𝗔𝗛𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗢𝗗𝗘𝗥𝗡𝗘 — 𝗔𝗩𝗜𝗣𝗥𝗢𝗗
💡 Misy mpiompy mandany vola betsaka amin’ny fanafody sy vitamines, kanefa mbola miverimberina ny aretina ao amin’ny fiompiany.
❓ Efa nojerenao ve ny fahadiovan’ny tranon’akoho?
⚠️ Mety tsy ny akoho vaovao no mitondra ny olana, fa ny loto sy ny mikraoba efa tavela tao amin’ny trano!
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🧹 𝟭. 𝗡𝗔𝗛𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗜𝗟𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗗𝗜𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔?
💩 Miangona tsikelikely ao amin’ny tranon’akoho ny:
❌ Tainakoho.
❌ Sakafo latsaka sy simba.
❌ Volo sy vovoka.
❌ Rano raraka sy hamandoana.
❌ Litière maloto.
❌ Loto entin’ny kiraro sy fitaovana.
🦠 Ireo dia mety hanampy amin’ny fivelaran’ny mikraoba sy ny katsentsitra sasany.
👉 Ny fanadiovana tsy tapaka dia manampy amin’ny fampihenana ny loto sy ny loharanon’aretina.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🦠 𝟮. 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗡𝗬 𝗜𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗗É𝗦𝗜𝗡𝗙𝗘𝗖𝗧𝗜𝗢𝗡?
💡 Tsy mitovy ny 𝗡𝗘𝗧𝗧𝗢𝗬𝗔𝗚𝗘 sy ny 𝗗É𝗦𝗜𝗡𝗙𝗘𝗖𝗧𝗜𝗢𝗡.
🧹 𝗡𝗘𝗧𝗧𝗢𝗬𝗔𝗚𝗘: Manala ny loto hita maso, toy ny tay, vovoka ary sakafo simba.
🦠 𝗗É𝗦𝗜𝗡𝗙𝗘𝗖𝗧𝗜𝗢𝗡: Mampiasa produit adapté mba hampihenana na hamonoana ireo mikraoba mora voakasik’ilay produit eo amin’ny surfaces.
⚠️ Raha mbola rakotry ny loto ny toerana dia mety tsy hahomby tsara ny désinfectant.
🎯 𝗗𝗜𝗢𝗩𝗬 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔, 𝗩𝗔𝗢 𝗗É𝗦𝗜𝗡𝗙𝗘𝗖𝗧𝗘𝗥!
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🏠 𝟯. 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢𝗡𝗬 𝗔𝗭𝗢?
✅ Manampy amin’ny fampihenana ny loza ateraky ny aretina.
✅ Manampy amin’ny fanapahana ny fifindran’ny mikraoba eo amin’ny andiany samihafa.
✅ Mampihena ny loto sy ny fofona ratsy.
✅ Manatsara ny fahadiovan’ny toerana ipetrahan’ny biby.
✅ Manampy amin’ny fiarovana ny zanak’akoho vao ampidirina.
✅ Mampihena ny mety ho fatiantoka vokatry ny aretina.
🐣 𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗡𝗔𝗞’𝗔𝗞𝗢𝗛𝗢 𝗩𝗔𝗢 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗗𝗜𝗔 𝗧𝗢𝗞𝗢𝗡𝗬 𝗛𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔 𝗘𝗙𝗔 𝗡𝗢𝗞𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔𝗥𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔!
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🧽 𝟰. 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗦𝗔?
Rehefa foana ny tranon’akoho, indrindra eo anelanelan’ny andiany roa:
1️⃣ Esory ny tay, ny litière maloto ary ny fako rehetra.
2️⃣ Diovy ny mangeoire, abreuvoir, rindrina, gorodona ary fitaovana.
3️⃣ Sasao amin’ny rano sy détergent mifanaraka amin’ny fitaovana ny surfaces azo sasana.
4️⃣ Kobanina raha ilaina, ary avela ho maina araka ny toromarika.
5️⃣ Ataovy ny désinfection amin’ny produit natokana ho an’ny trano sy fitaovana fiompiana, araka ny fatra sy ny fotoana iasany.
6️⃣ Avela ho maina sy hahazo rivotra tsara ny trano alohan’ny hampidirana biby indray.
⚠️ Aza afangaro ny produits chimiques, ary aza mampiasa désinfectant mahery eo anatrehan’ny akoho raha tsy voalaza mazava fa azo antoka amin’izany.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🚨 𝟱. 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗗𝗜𝗦𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔 𝗔𝗧𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗢𝗠𝗣𝗬
❌ Désinfection nefa tsy nodiovina aloha ny loto.
❌ Mampiasa produit tsy fantatra ny fatrany.
❌ Manadino ny mangeoire sy abreuvoir.
❌ Mamerina mampiasa litière tena maloto sy mando.
❌ Mampiditra zanak’akoho alohan’ny hahamainan’ny trano.
❌ Manadino ny fahadiovan’ny kiraro sy ny fitaovana.
💡 𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗕𝗘𝗡’𝗡𝗬 𝗗É𝗦𝗜𝗡𝗙𝗘𝗖𝗧𝗔𝗡𝗧 𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔𝗢 𝗡𝗢 𝗠𝗔𝗠𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗢𝗠𝗕𝗜𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔, 𝗙𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗭𝗬!
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🎯 𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗙𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗩𝗜𝗣𝗥𝗢𝗗
🐔 Aleo misoroka toy izay mitsabo!
Ny fanadiovana sy ny désinfection dia anisan’ny fototry ny 𝗕𝗜𝗢𝗦É𝗖𝗨𝗥𝗜𝗧É.
Tsy mahasolo ny vaksiny, ny sakafo tsara ary ny fikarakarana ara-pahasalamana izy ireo, fa miara-miasa amin’ireo mba hiarovana ny fiompiana.
💚 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗢𝗠𝗕𝗬 𝗗𝗜𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗠𝗕𝗢𝗞𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗗𝗜𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔!
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
📢🎁 𝗧𝗢𝗟𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗜𝗣𝗥𝗢𝗗
🎓 𝟭. 𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡
🌿 𝗙𝗜𝗢𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗕𝗢𝗔𝗝𝗔𝗡𝗔𝗛𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗢𝗗𝗘𝗥𝗡𝗘
📱 Fiofanana en ligne amin’ny WhatsApp.
📆 Maharitra tapa-bolana.
⏰ Lundi–Vendredi, 20h–21h.
📚 Ireto no anisan’ny hianaranao:
✅ Fanamboarana sy fandaminana tranon’akoho.
✅ Fanadiovana, désinfection ary biosécurité.
✅ Fikarakarana zanak’akoho.
✅ Fanamboarana sy fandanjalanjana sakafo.
✅ Fisorohana aretina.
✅ Fampiasana zavamaniry sy probiotiques.
✅ Fampihenana ny fandaniana amin’ny fiompiana.
✅ Fitantanana sy fampandrosoana ny famokarana.
🎥 Misy vidéo, audio, PDF, fanazavana mivantana ary coaching.
👉 Soraty ao amin’ny commentaire hoe 𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡.
📩 Hahazo ny antsipiriany sy ny fomba fisoratana anarana amin’ny Messenger ianao.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
📚 𝟮. 𝗕𝗢𝗞𝗬 — 𝗠𝗔𝗜𝗠𝗔𝗜𝗠𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔!
🎁 Mizara boky fototra momba ny fiompiana ny AviProd.
📖 Ahitana teknika fototra sy fomba fikarakarana akoho, indrindra ho an’ireo vao manomboka.
💚 Maimaimpoana ny fizarana boky.
👉 Soraty hoe 𝗕𝗢𝗞𝗬.
📩 Halefa amin’ny Messenger-nao ny boky.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
📑 𝟯. 𝗗𝗢𝗖𝗨𝗠𝗘𝗡𝗧𝗦
🇫🇷 Manana documents professionnels amin’ny teny frantsay ny AviProd.
📘 Ahitana fanazavana ara-teknika momba ny:
✅ Tranon’akoho sy fitaovana.
✅ Hygiène sy biosécurité.
✅ Sakafo sy nutrition.
✅ Fikarakarana ny fahasalaman’ny biby.
✅ Fitantanana sy famokarana.
👉 Soraty hoe 𝗗𝗢𝗖𝗨𝗠𝗘𝗡𝗧𝗦.
📩 Hahazo ny antsipiriany amin’ny Messenger ianao.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🐣 𝟰. 𝗖𝗢𝗨𝗩𝗘𝗨𝗦𝗘
⚙️ Couveuse automatique AviProd efa vita 𝗠𝗜𝗦𝗘 𝗔𝗨 𝗣𝗢𝗜𝗡𝗧 𝗦𝗬 𝗖𝗔𝗟𝗜𝗕𝗥𝗔𝗚𝗘.
✅ Rotation automatique.
✅ Contrôle automatique ny hafanana.
✅ Contrôle automatique ny hamandoana.
✅ Fonctionnement 12V/220V.
✅ Safidy anti-délestage.
✅ Torolalana sy vidéo fampiasana.
✅ Coaching sy fanampiana ara-teknika.
✅ Garantie 7 volana.
🥚 Misy couveuse 50 atody, mety ho an’ny fanombohana.
🔋 Misy koa couveuse solaire 12V direct, tsy mila convertisseur.
👉 Soraty hoe 𝗖𝗢𝗨𝗩𝗘𝗨𝗦𝗘.
📩 Hahazo ny modèles, ny vidiny ary ny antsipiriany amin’ny Messenger ianao.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🏢 𝟱. 𝗢𝗥𝗜𝗡𝗔𝗦𝗔 𝗙𝗜𝗢𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔
🚀 Te hanangana ny orinasanao manokana ve ianao?
🎯 Ny tanjon’ny AviProd dia ny hanampy anao:
✅ Hahafantatra ny dingana hanombohana.
✅ Hifidy ny fitaovana ilaina.
✅ Hifehy ny fandaniana.
✅ Handamina ny famokarana sy ny varotra.
✅ Hampitombo tsikelikely ny fiompiana.
✅ Hahavita 𝗧𝗦𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗘𝗥𝗬 hanangana ny orinasanao.
👉 Soraty hoe 𝗢𝗥𝗜𝗡𝗔𝗦𝗔 𝗙𝗜𝗢𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔.
📩 Hahazo fanazavana amin’ny Messenger ianao.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
📍 𝗔𝗩𝗜𝗣𝗥𝗢𝗗 — 𝗜𝗩𝗔𝗧𝗢 𝗔É𝗥𝗢𝗣𝗢𝗥𝗧
🚏 Arrêt bus Sarimasina, Ivato, Antananarivo.
📌 Hita ao amin’ny Google Maps: AviProd.
📞 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔
📱 034 54 845 08
📱 033 14 000 14
🕘 Lundi–Vendredi: 09h–17h.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🐔🧹 𝗗𝗜𝗢𝗩𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢𝗡’𝗔𝗞𝗢𝗛𝗢, 𝗔𝗥𝗢𝗩𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗕𝗜𝗕𝗬, 𝗔𝗥𝗬 𝗔𝗧𝗔𝗢𝗩𝗬 𝗠𝗔𝗧𝗜𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔!
🌿🐔 𝗔𝗩𝗜𝗣𝗥𝗢𝗗 — 𝗙𝗜𝗢𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔 𝗔𝗜𝗡𝗔!