25/08/2026
GPS portable sy fixe🥳🎉🎊
E-kooja distributeur officiel DAGPS/ TkStar eto Madagasikara 🥳🎉🎊
Portable:
👉Dagps tk202: 150.000Ar (*veille 25jrs, normale ~10jrs)
👉 TkStar tk-905: 230.000Ar (*veille 90jrs, normale ~30jrs)
Tsy mila installation ny GPS portable.
DAGPS t12:
- 70.000Ar (+5pcs)
- 75.000Ar (-5pcs)
+15.000Ar (relais/coupe courant)
Maro no efa afa-po, manara-maso ny moto, bajaj, fiara maro be.
👉 Ahitana ny toerana misy ny Fiara/Moto/bajaj rehetra
👉 Tena précis
👉 Application/plateforme web GRATUIT: tsy misy abonnement, na firy na firy GPS ampidirina ao 🔥🔥
👉 application hita ao /applestore
👉 Azo ferana ny toerana azon'ny fiara aleha: mahazo notification raha sanatria tafavoaka io faritra io
👉 Mora apetaka: + sy - fotsiny (fil mena +, fil mainty -, mahazo notification raha misy manala ireo fil ireo
👉 Misy batterie, mandeha raha misy manapaka aza ny alimentation
👉 Misy historique ahafahana mijery ny toerana rehetra nalehan'ny fiara/moto
👉 Misy statistique ahitana ny halavirana vitan'ny fiara/moto/bajaj...
👉 Mahazaka rano: IP67
👉 Asina puce misy méga ny gps, 30Mo/mois dia ampy (1000ar io raha YAS: offre yellow1000)
🛵 Manao livraison Tana, mandefa any
MP na 034 67 010 02
manasa anao ihany koa itsidika ny pejinay rehetra
E-kooja
E-kooja security