Association des Jeunes Dynamique de Majunga A J D M

Association des Jeunes Dynamique de Majunga A J  D M Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association des Jeunes Dynamique de Majunga A J D M, Business service, Mahajanga.

Fikambanana AJ DM Mahajanga sy ireo mpiara-miasa aminy dia manolotra fiofanana hoan'ny tanora eto Mahajanga , indrindra ...
07/11/2022

Fikambanana AJ DM Mahajanga sy ireo mpiara-miasa aminy dia manolotra fiofanana hoan'ny tanora eto Mahajanga , indrindra fa ny mpikambana: fiofanana fomba fanamboarana savony .

🛑 ANDRO FAHAROA TAMIN'NY FIOFANANA FANAMBOARANA CV 🛑Miroso amin'ny andro faharoa ny fiofanana fanamboarana CV na curricu...
12/02/2022

🛑 ANDRO FAHAROA TAMIN'NY FIOFANANA FANAMBOARANA CV 🛑

Miroso amin'ny andro faharoa ny fiofanana fanamboarana CV na curriculum vitæ ny tanora eto amin'ny faritra boeny anio asabotsy faha 12 /02/22.

Tsy najanona amin'ny fiofanana ihany no atao amin'ny fikambanana A J D M fa mifanoro lalana ary mifampizara traikefa eo amin'ny samy tanora izay monina eto Mahajanga, ny fiofanana dia nataon'ny lehiben'ny sampan-draharaham-pitantanana ato anivon'ny Association des Jeunes Dynamiques de Majunga na AJDM.

zavatra mety hisy hoy ity farany fa anisan'ny sakana tsy handraisany orinasa iray ny tanora eo amin'ny fitadiavana asa ny tsy fanarana fitsipika fanamboarana CV , ka izany indrindra nahatonga ity sampam-piofanana iray ity natao voalohany.
Fiofanana vaovao indray izany no hatao amin'ny herinandro ambony .

©INFOS/AJDM-MAHAJANGA 12/02/22

Address

Mahajanga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des Jeunes Dynamique de Majunga A J D M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share