BioT'up Mada

BioT'up Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BioT'up Mada, Business Center, Mahajanga.

Mbola misy hatrany ny Tofu atsika an!👉 alefao ny commande fa afaka manao livraison👉 Epi-Volasoa, eo akaikin' ny Jardin S...
08/03/2026

Mbola misy hatrany ny Tofu atsika an!
👉 alefao ny commande fa afaka manao livraison
👉 Epi-Volasoa, eo akaikin' ny Jardin Santara Ampasika misy point de vente ahitana Tofu ihany koa

✔️ azo asolo hena, azo atao brochette, salade...

mankasitraka an'ireo izay efa nanjifa, manasa atsika rehetra izay Mbola tsy anandrana. Tsiro hafa mihitsy 😋😋😋👍👍👍

👉👉Ho atsika eto Mahajanga✨ TOFU & YAOURT SOJA @ ILAY QUALITÉ TOP✨Mitady sakafo mahasalama sy madio ve ianao?Ity no vahao...
06/03/2026

👉👉Ho atsika eto Mahajanga

✨ TOFU & YAOURT SOJA @ ILAY QUALITÉ TOP✨
Mitady sakafo mahasalama sy madio ve ianao?
Ity no vahaolana ho anao 👇
🧊 TOFU VAOVAO ISAN’ANDRO
✔ Malefaka sy mateza tsara
✔ Tsara endasina, atao laoka na salady
✔️ Afaka asolo hena ho an'ireo tsy mihinana hena avy @ biby 💚

💰 Vidiny :
▪ Bloc tofu nature ~400g: 5 000 Ar

🥛 YAOURT SOJA TSIRO HAFA MIHITSY
✔ Tsy mafaika
✔ Sady mamy voalanjalanja
✔ Siramamy tena izy no ampiasaina
✔ Be otrikaina sy mahasalama
💰 Vidiny : 4 000 Ar / L
🌿 Tsiro: - Nature sucré 🥛
- Fraise 🍓
- Banane 🍌

🚚 Misy livraison isakin'ny après midi, gratuit raha @ ville, misy sarany Kely raha manodidina.
📞 Tel : 034 60 297 92
👉 Qualité, fahadiovana ary tsiro miavaka no laharam-pahamehanay.
Andramo dia ho hitanao ny maha samy hafa azy!
" Soja T'up, un goût au top"

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BioT'up Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share