LION OR

LION OR Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LION OR, Business Center, Majunga b, Mahajanga.

10/05/2026

HOY ZAHO TAMINY MBOLA KELY
TAM NAMAKO,AIZA TIA NAREO "MANANKARENA AVEO LASA MAHANTRA SA MAHANTRA AVEO LASA MANANKARENA"

22/02/2026

Bonjour ,mitady trango 200000 Ar na 1 million
Ho any namako
mp

09/08/2025

MIARAHABA VAHOKANY MAHAJANGA ZAY ATO AM LION OR
AMARAY 10/08/25
MIVORY IZAY LINA AM FIKAMBANANA TANORA MIFANAMPY
LIEU JIRAMA BOBOKA (GARAGE J.AUTO A COTE DROITE ATELIER NIRINA )
OU EGLISE FVKFM

Send a message to learn more

08/08/2025

SALAMA.ILAZANA ISIKA ZE VONONA HIKAMBANA.NITENY AHO OE ANTSOINA.AZAFADY TSY HARAKA DAHOLY NY HIANTSO ANAREO.
MANARAHA NY PEJY SABOTSY AM 21 ORA 00
MBA HAFANTARANAO NY FOTOANA
MISOTRA!!!

Send a message to learn more

07/08/2025

MIARAHA TANORAN'NY MAHAJANGA.
MITADY TANORA 18 ANS A 30 ANS,HANANGANA FIKAMBANA.IZAY TANORA MISY TANJONA EO FIAINA NA PROJET
OHATRA:coiffure;barebe shop;boutique;epicerie;lavage haute pression ;fiompina akoho na ondr...ECT
TSISY FINDRAMANA VOLA AM BANQUE
FA FIFANAMPINA NO ATAO AMIN'NY FIKAMBANA

MBA HO TANTERAKA NY TANJONAO NO TANJONA

AOKA IZAY VONONA HIVOTRA IHANY NO HIDITRA

MP RAHA VONONA IANAO

Send a message to learn more

25/07/2025

Resaka valifaty no antony sy ny nahatonga ny fanampoizinana niteraka fahafatesana olona 32 teny Ambohimalaza.

Nampiasa singa nalaina tamin’ny Zavamaniry antsoina hoe « Belladonne » sy « Datura » ireo mpamosavy ka nataony tao anaty sakafo « donut ». Nafangaro tamin'ny singa hafa tahaka ny pilina ireo zavamaniry ireo, raha ny fanambarana hatrany.

Ireo no fantatra rehefa narahana ilay fandaharana nataon’ny filohan’ny repoblika sy ireo Minisitra tomponandraikitra teo.

Hita eto Madagasikara avokoa ireo zavamaniry ireo, ka aoka ny rehetra hitandrina.

20/06/2025

MITADY TRANO AHOFA 120 MILLE ARIARY /MOI .TOMPINY MIVANTA AZAFADY
ANTSOY 0324724584

Send a message to learn more

14/06/2025

BONJOUR.OFFRE D'MPLOI
NB:SUR TERRAIN
M**O NO VAROTINA
SALAIR DE BASE 100 000 AR JUSQUA 200 000 AR
OLONA TSY MIAVONA
MISY TESE
CV:-2PHOTO d'identite
-1ceretificat de residenc
-1photocopie d'identite en couleur

Send a message to learn more

Avec Détecteurs d'or et de métaux - Detectors Shop – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉
11/06/2025

Avec Détecteurs d'or et de métaux - Detectors Shop – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

09/06/2025

BONJOUR.ZAHAY ATO AM LION MANAMPY ANAO FANAMBOARANA TRANO NA LAVITRA MAJUNGA ETO AZA IANAO VITANAO IANY TANJONAO
NB:Misy taratasy ifanarahana mba isiany ifampitokisa!

Send a message to learn more

Address

Majunga B
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LION OR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share