Learn English with Fah

Learn English with Fah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Learn English with Fah, Mahajanga.

🇺🇲NDAO HIANATRA TENY ANGLISY🇺🇲🇲🇬

👉"THE MORE YOU LEARN, THE MORE YOU EARN"👈
This page can help you to improve your English language 🇺🇲 ,so,
LET'S SPEAK ENGLISH WITH CONFIDENCE 📝🇺🇲

26/04/2026

Aona ny hevitrao :mañana certificat en anglais nefaa tsy Mahay miresaka
Sa Mahay miresaka am anglais nefa tsy mañana certificat?

Inonaa no dikany hoe:🇺🇸"no way" amin'ny teny Malagasy 🇲🇬 ?Lazaoo ao amin'ny commentaire Ary oe ☺️ de aza adino ny partag...
25/04/2026

Inonaa no dikany hoe:

🇺🇸"no way"
amin'ny teny Malagasy 🇲🇬 ?

Lazaoo ao amin'ny commentaire Ary oe ☺️
de aza adino ny partage sy mi follow ny pejintsika

21/04/2026

Good morning everyone! ☺️

🇺🇸How are you doing ?
(manao aona ny fahasalamanao)

 's Vocabs🇺🇸A nosy person 🇺🇸 no fiantsoana an'ireny olona🇲🇬tia midikiditra amin'ny fiainan'olona renyy👉Eg: She asked me ...
18/04/2026

's Vocabs

🇺🇸A nosy person 🇺🇸 no fiantsoana an'ireny olona
🇲🇬tia midikiditra amin'ny fiainan'olona renyy

👉Eg: She asked me how much I earn per month. What a nosy person.
(Nanontany anah IZY oe otrinona isambolana no vola raisiko, tena vehivavy mpidikiditra amin'ny fiainan'olona a)

✔️Noho izanyy,
🇺🇸To be nosy = midikiditra/mitsikera fiainan'olona

Alefaso ao amin'ny commentaire Ary oe ny exemple AVY aminaareo☺️

Wish you a fantastic Saturday 🥰

17/04/2026

Inona am temps ny verbe🇺🇸 Zao tena manahirana anareo f hozavaiko eto?

17/04/2026

advice to help you to speak English quickly and confidently 🇺🇸🇲🇬

TOROHEVITRA hanampy anao hiteny Anglisy haingana Ary ampatokisantena🇺🇸🇲🇬

Hey guys 👋 Fantatrao Ve ny fiantsoana ny lehilahy "poketra vy" amin'ny teny Anglisy 🤔👉Valiny:🇺🇸a stingy man.✔️To be stin...
15/04/2026

Hey guys 👋

Fantatrao Ve ny fiantsoana ny lehilahy "poketra vy" amin'ny teny Anglisy 🤔

👉Valiny:
🇺🇸a stingy man.

✔️To be stingy= kahidy na poketra vy ozy tsika Zay🇲🇬

👉eg: the majority of men are stingy.I don't know why.(ny hakamaroan'ny lehilahy dia poketra vy avokoa.tsy fantatro oe fa maninona.)

❌tsy ny lehilahy iany fa misyy koa ny vehivavy tena poketra vy be aa😅

so my question is like this guys:
🇺🇸 Would you mind dating a stingy person nowadays?(tsy mampaninona anao Ve ny miarakaa amin'ny olona kahidy amin'izao vanimpotoana izao?)

💓Manasa anao Ary amaly fanontanina ao anaty commentaire @ teny anglisy e,dia aza adino iany koa ny partage ☺️

13/04/2026

Aona ny miteny oe
"tsy fanahiniko" (tsy kiniako)
amin'ny teny Anglisy 🇺🇸 ??

11/04/2026

Ny olona ratsy iany Ono no milofotra mianatra teny Anglisy?🤔
aona ny hevitrao amin'izany?

11/04/2026

Idiom anankiray ho antsikaa androany 😊

🇺🇸There are plenty more fish in the sea 💦

Aleeo iany oa mianatra anglais fa any am Anglais tsy misy idirany lehilahy sy vehivavy zany😌Tss masculin sy féminin zany...
06/04/2026

Aleeo iany oa mianatra anglais fa any am Anglais tsy misy idirany lehilahy sy vehivavy zany😌
Tss masculin sy féminin zany n Anglais akotrany sujet "He, She" iany donc mora2 ko n Anglais zany 🇺🇸
Ka asa Inona no Mbola hanakana anao ts hiteny Anglais ? 😊

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Learn English with Fah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share