CAM - Centre pour Aider le Mille

CAM - Centre pour Aider le Mille ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต Maรฎtrisez le Franรงais et l'Anglais. ๐Ÿš€ Cours intensifs et professionnels.
(2)

Rejoignez-nous !
โ˜Ž๏ธTel: 0329572255 / 0382139815

โœ… COURS DE FRANร‡AIS ET ANGLAIS
CAM CENTER ๐Ÿ”ต

(MAXIMUM mpianatra 10 no miaraka mianatra) VITSY = VOAHARAMSO

04/09/2026

LALAO AZAHOANA CRร‰DIT CARTE 10, Olona iray mahazo izy jiaby 10 io. ๐ŸŽฏ
Jereo anaty page ity ao ilay lalao.

โœ… LALAO AZAHOANA CRร‰DIT CARTE 10, Olona iray no mahazo jiaby 10 io. Misafidy ianao na maka YAS 10 na maka ORANGE 10 na m...
04/09/2026

โœ… LALAO AZAHOANA CRร‰DIT CARTE 10, Olona iray no mahazo jiaby 10 io. Misafidy ianao na maka YAS 10 na maka ORANGE 10 na maka AIRTEL 10.

Credit carte 10 be izao hoanao irery, Mandraisa anjara. Manao commentaires fotsiny dia mety azahoanao azy. Soyons toujours positif

FITSIPIKIN'NY LALAO
1- Abonner-o ny page, manaova Suivre
2- Manaova commentaires amin'ny vidรฉo na Rรฉel ato anatin'ity page ity.
Nb: Raha vidรฉo na Rรฉel de Soutenance ilay izy dia sarato hoe " Fรฉlicitations"
Raha vidรฉo na Rรฉel hafa dia soraty hoe " CAM CENTER na Thankyou ".
3- Partager-o ity publications ity.

@ Rรฉel ao misy vidรฉo maro be,....Mora hita

MPANDRESY ๐Ÿฅ‡
( Izay olona mahavita commentaires betsaka indrindra no mampandresy, izany hoe ny vidรฉo na Rรฉel rehetra ato tokony asinao commentaires aby aminjay anao mivoaka MPANDRESY). Nombre de commentaires izany no isaintsika amin'ny farany lalao. Na tsy izy jiaby fa mba maromaro, hainao fona ilay tokony hampandresy anao...
๐Ÿ‘‰ Commentaires par vidรฉo, isainay izy

Raha mitovy ny nombre des commentaires dia ataontsika ankitsapaka ampahibemaso izay MPANDRESY.

Mandraisa anjara eeee, Crรฉdit Carte 10 be zao hoanao irery avokoa...

Te hampitombo fahalalana ve ?
Aza adino mi-abonnรฉ amin'ity page ity fa mizara zavatra mahasoa fona, click-eo io ary aveo tsindrio ny suivre. Mba manaova suivre moeee ๐Ÿ˜˜
๐Ÿ‘‰ CAM - Centre pour Aider le Mille

Abonnez-vous ร , partager et commenter
๐ŸŽฏ Mifarana ilay LALAO ny Lahady ร  21h00

04/09/2026

ANKAMANTATRA 01 ๐Ÿซ , Inona ary zany ouhh?
๐Ÿ‘‰ " Feno tsy mihontsagna "
VOCABULAIRE DU JOUR
๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ Full
๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท ????
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Feno
Soraty ao amin'ny commentaires..

Te hampitombo fahalalana ve ?
Aza adino mi-abonnรฉ amin'ity page ity fa mizara zavatra mahasoa fona, click-eo io ary aveo tsindrio ny suivre. Mba manaova suivre moeee ๐Ÿ˜Š
๐Ÿ‘‰ CAM - Centre pour Aider le Mille

04/09/2026

Alamino ity mot ity raha mafy anao
๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท Rapospset ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท
Mifamadibadika ireo lettres ireo ka alamino...

04/09/2026

Aona no ilazana hoe " MPANGAROPร”SO" Franรงais ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท na Anglais ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ ?
Aiza quartier tena be MPANGAROPร”SO ?๐Ÿฅฑ

04/09/2026

Aona no ilazana hoe " MITSANGATSANGANA na MANDENDEHA " Franรงais ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท na Anglais ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ ?

04/09/2026

๐Ÿค Bonjour vao maraina Ouhh!!
Comment allez vous?
Good morning ๐ŸŒ… How are you?

๐Ÿ’๐Ÿ’’โค๏ธ ๐—˜๐—ณ๐—ฎ ๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐˜‡๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฑ๐˜†!๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ Church  ...
03/09/2026

๐Ÿ’๐Ÿ’’โค๏ธ ๐—˜๐—ณ๐—ฎ ๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐˜‡๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฑ๐˜†!

๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ Church ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท ร‰glise ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Fiangonana
๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ....???? ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท Mariage ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ.....????

๐Ÿฅฐ Taminโ€™ny 1 Septambra lasa teo, nanatanteraka ny mariazinโ€™izy ireo tao aminโ€™ny Fiangonana iray tany Hagonoy, Philippines i Lhiane Galang sy Gilbert Gibo Chicona, na dia dibo-drano noho ny oram-be sy ny tondra-drano aza tao anatin'io Fiangonana io.

โค๏ธ Na dia teo aza izany toe-javatra izany dia nanapa-kevitra ny hanohy ny lanonam-panambadiana hatrany izy roa.

Tena fitiavana dia tsisy mahasakana,............................
Aza adino mi-abonnรฉ amin'ity page ity fa mizara zavatra mahasoa fona, click-eo io ary aveo tsindrio ny suivre, mba manaova suivre moeee ๐Ÿ˜˜
๐Ÿ‘‰ CAM - Centre pour Aider le Mille

Partager-o / Suivre / Follow
Mba mentionner-o eto namanao lay be fitiavana be iny, tsisy mahasakana mihitsy.....๐Ÿฅฑ

03/09/2026

Aona no ilazana hoe " Izy dia tia misavasava tรฉlรฉphone" Franรงais ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท na Anglais ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ ?

Aza adino mi-abonnรฉ amin'ity page ity fa mizara zavatra mahasoa fona, click-eo io ary aveo tsindrio io Suivre io. ๐Ÿ‘‰  CAM...
03/09/2026

Aza adino mi-abonnรฉ amin'ity page ity fa mizara zavatra mahasoa fona, click-eo io ary aveo tsindrio io Suivre io.
๐Ÿ‘‰ CAM - Centre pour Aider le Mille
๐Ÿ‘‰ Ingรฉnieur KALA Liquison

Address

Ambohimandamina
Mahajanga

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CAM - Centre pour Aider le Mille posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share