Poto Mainty secteur 3B Ambondrona

Poto Mainty secteur 3B Ambondrona Communication

Asa fanamboarana pont ny alahady 05 février 2023 tato @ fokontany Ambondrona izay mampitohy ny lalana Ambondrona sy Ambo...
06/02/2023

Asa fanamboarana pont ny alahady 05 février 2023 tato @ fokontany Ambondrona izay mampitohy ny lalana Ambondrona sy Amborovy

Nisy nanary tety akaikiny jesosy mamonjy potomainth ity LAMPADAIRE ity.Ka izay tompony dia afaka manantona ny chef secte...
20/05/2022

Nisy nanary tety akaikiny jesosy mamonjy potomainth ity LAMPADAIRE ity.Ka izay tompony dia afaka manantona ny chef secteur 3B Ambondrona.

Noho ny firongatrin'ny Tsy fahandriampahalemana tato ato ; Indrindra tato @ FKT AMBONDRONA Dia namory ireo  Chef Secteur...
23/09/2021

Noho ny firongatrin'ny Tsy fahandriampahalemana tato ato ; Indrindra tato @ FKT AMBONDRONA Dia namory ireo Chef Secteur sy ireo Andrimasom-pokonolona ny Chef Fokontany sy ny Lefiny izay niarahany t@ Police Nationale eto Ambondrona.Fampihofanana tsotsotra mo natao ary nifarana tamin'ny fitetezana ireo secteur 12 ato @ FKT AMBONDRONA.Manomboka izao dia ho entitra ny fanantaterahana ny COUVRE À FEU eto Ambondrona.

Address

Ambondrona
Majunga

Telephone

+261348252130

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poto Mainty secteur 3B Ambondrona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share