Mora Ranoray

Directions

Mora Ranoray Tongasoa mitsidika n'y page 😘😘😘♥️
Ny tsara sy n'y mora hatrany no atolotra ho anareo.

Aza adino Ary n'y manaraka n'y page hijerena arrivage 😘

👉Antsirabe izahay fa mandefa @ Faritra.

💋Mirarisoa ho Anao.
❤️034 29 680 87❤️
❤️037 53 669 71 ♥️

Tranga Hafa Kely teny @ Gara teny😁😁Taty Antsirabe hiany no an'ity ahhNande nanao arendrina koa izyy
25/06/2026

Tranga Hafa Kely teny @ Gara teny😁😁
Taty Antsirabe hiany no an'ity ahh
Nande nanao arendrina koa izyy

Mirarisoa ho ani Reny rehetra🙏🙏Téo foana IZY na t@ mora na t@ sarotraJe t aime Maman Chérie 💋💋
31/05/2026

Mirarisoa ho ani Reny rehetra🙏🙏
Téo foana IZY na t@ mora na t@ sarotra
Je t aime Maman Chérie 💋💋

Hafa ihany  Omeo Fitiavana IZY Raha Mbola Velona💋💋Ho ela Velona anie ny Reny rehetra❤️❤️Mivavaka ho azy Raha EFA nialoha...
30/05/2026

Hafa ihany
Omeo Fitiavana IZY Raha Mbola Velona💋💋
Ho ela Velona anie ny Reny rehetra❤️❤️
Mivavaka ho azy Raha EFA nialoha Lalana IZY🙏🙏

Finaritra ry Neny ô 😇!

🌸 Ianao ilay reny, tsy afa-miala, sy tena hoe "tratra farany" amin'ny fitaizana na andro na alina, ireo zaza.

🌼 Ianao ilay reny, tsy maintsy mandeha mitady vola na dia tsy foy ilaozana aza ireo sombiniaina.

🌻 Ianao ilay reny, mahita ny pitsopitsony rehetra ao an-tokantano ao ka miady saina ery rehefa misy tsy fahampiana.

🌺 Ianao ilay reny, na vizana na marary dia tsy maintsy miarina mikarakara ireo ankohonana satria tsy misy afaka hisolo.

🌸 Ianao ilay reny, mahazo tsiny sy voatevateva satria miteny matetika noho ny fitiavana sy mba tsy hanan-dratsy.

🪷 Ianao ilay reny, miaritra ditram-bady sy ditran-janaka.

🌼 Ianao ilay reny, maniry mafy ny hanan-taraka kanefa tsy mbola nahazo, eny tena reny tokoa ianao.

🌻 Ianao ilay reny namoy anaka.

🪷 Ianao ilay reny mananontena fa efa nalain'ny Tompo ilay vady nianteherana.

🌸 Ianao ilay reny ara-panahy sy ara-panabeazana, mety hoe tsy manambady sy izay naloaky ny kibo fa kosa tena nomen'ny Tompo zanaka marobe iadidiana.

❤️ Amin’izao Fetin’ny Reny izao, enga anie Andriamanitra hitahy sy hanome fitahiana be dia be ho anareo.

❤️ Homeny fahasalamana, fiadanana, fahendrena ary fahasambarana isan’andro anie ianareo.
Ny fitiavanareo sy ny fahafoizan-tenanareo hovalian’Andriamanitra fitahiana mihoatra lavitra.

« 𝐻𝑖𝑡𝑎ℎ𝑦 𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑖𝑒 𝐽𝑒ℎ𝑜𝑣𝑎ℎ 𝑘𝑎 ℎ𝑖𝑎𝑟𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑜; 𝐻𝑎𝑚𝑝𝑎𝑚𝑖𝑟𝑎𝑝𝑖𝑟𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑖𝑒 𝐽𝑒ℎ𝑜𝑣𝑎ℎ 𝑘𝑎 ℎ𝑎𝑚𝑖𝑛𝑑𝑟𝑎 𝑓𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑜; 𝐻𝑎𝑛𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑎𝑣𝑎𝑛𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑖𝑒 𝐽𝑒ℎ𝑜𝑣𝑎ℎ 𝑘𝑎 ℎ𝑎𝑛𝑜𝑚𝑒 𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑓𝑖𝑎𝑑𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎. »
— 𝐍𝐨𝐦𝐞𝐫𝐲 𝟔 :𝟐𝟒 - 𝟐𝟔

Tratry ny fetin’ny reny 🌷

❌Coucou Daholo❌👉Mbola mañana Kapa fripe Tsika ato Sao tara🫴Prix solde
10/04/2026

❌Coucou Daholo❌
👉Mbola mañana Kapa fripe Tsika ato Sao tara
🫴Prix solde

❌Mbola ilaina fona n'y Robe an👉12.000 Ariary daholo
07/01/2026

❌Mbola ilaina fona n'y Robe an
👉12.000 Ariary daholo

03/01/2026

Anio 3 Janoary 2026
Manao ahoana n'y Paosinao ao🥺??
Salama Tsara ve??😁😁
Izay mahasoa ataon 'Andriamanitra🙏🙏

01/01/2026

👉Ho afa' trosa @ Zay Ianao io☝️
💪💪Manomboka Taona ity🙏🙏
💋💋💋💋

31/12/2025

Faraparany Taona😁👋
Avelao izay tsy nety🥰
Fiainambaovao indray hatrehana💪💪

25/12/2025

Address

Antananarivo
Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora Ranoray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share