12/10/2025
๐นAo anatin'ny fananterahana ny tetikasa social bonds mouvement PCQVP Madagasikara dia notanterahina tao amin'ny kaominina ambanivohitra Mafaijijo tamin'ny 10 Octobra teo ny fihofanana ho an'ireo ben'ny tanร na sy mpanolotsaina ny kaominina ambanivohitra Andabotoka sy Mafaijijo mahakasika ny fitantanana ankapoben'ny kaominina mba hahafan'izy ireo manantanteraka ara-dalana ny andraikitra izay itsoroan'izy ireo arakin'ny lalร na mba hisian'ny fitondrana tsara tantanana an'ny kaominina ka isian'ny fandrosoana ifotony.
Izany dia niarahana tamin'ny service rรฉgional de l'amรฉnagement du territoire et dรฉcentralisation Melaky, ity fiofanana inty dia miafarana amin'ny fananganana SLC eo anivon'ny kaominina ireo.