ASAM Mandritsara

ASAM Mandritsara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ASAM Mandritsara, Business service, Tampony Bazarikely Mandritsara, Mandritsara.

ASAM- Mandritsara Vaovao                                                                            CONNEXION           ...
04/02/2025

ASAM- Mandritsara Vaovao
CONNEXION
Misokatra ho antsika rehetra eto Mandritsara ny connexion tsara sady matanjaka! Telechargement rapide!
I- Ireo fitaovana afaka hanaovana connexion:
- Telephone mobile: Afaka mitondra Telephone atsika.
- Ordinateur portable: Afaka atao par cable, afaka atao par Wifi
- Ordinateur Bureautique: Efa manana machines Speciales koa izahay ny ASAM, afaka hiasana ho an'izay tsy mitondra machine.
Ho anareo manao jeux en ligne, manaraka fianarana na formation en ligne, indrindra fa ho an'ireo miasa en ligne dia misy tolotra abonnement koa: izay natao amin'ny vidiny mora be, afaka mandoa isam-bolana ihany koa.
Matanjaka ny connexion ntsika no sady malalaka ny toerana hanaovazana azy. Afaka mandray olona maro isan'andro.
Mbola marobe koa ny services ato aminay, araka izay efa mahazatra antsika hatrizay:
- Impression et Photocopie Noir & Blanc, Couleur
- Manasa Sary Lava sy Tapaka
- Manao saisie, rapide no tsara.
- Ho an'ireo Mpianatra na Mpampianatra: Manao mise en page et en forme document( Memoire fin d'etude, rapport de stage, sns).
-Manamboatra Affiche publicitaire tsara, na carte professionnelle (Visite, Certificat d'etude, mariage).
- Manao C.V professionnel koa ho an'ireo mitady asa.
Ny ASAM Mandritsara Vaovao, dia misokatra mandrakariva ho antsika rehetra.
Fotoam-piasana dia 6/7j, 7h30- 20h00

23/04/2023

Miarahaba antsika rehetra:

Ny Asam Mandritsara dia misokatra ho anao 6/7 jours, à 07h_12h et 13h_19h, toerana: Bazary kely Ambony-Mandritsara vaovao, amin'ny sarany mirary.

Above Cyber:
* Connexion haut debit 4G SMARTBOX: mise à jour du systeme (telephone ou ordinateurs) et installation des logiciels, recherche doc, dactylographie, telechargement, appel video, etc.
* Saisie, scan, photocopie, Impression N&B

Above services:
* Vente des logiciels en TIC (techargeables)
* Offre de formation: TIC, SIG, technique de recherche d'emploi, Dessinateurs & Metreurs

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manatona ny ASAM Mandritsara . Mankasitraka

Address

Tampony Bazarikely Mandritsara
Mandritsara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASAM Mandritsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share