Fido service

Fido service Technicien réparateur et maintenance d'imprimante et photocopieuse des différentes marques comme : CANON , HP , BROTHER , RICO ...

❌𝘼𝙯𝙖 𝙖𝙫𝙚𝙡𝙖 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙖𝙨𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙞𝙣𝙩𝙨𝙤𝙣𝙮 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙩𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙨𝙞𝙢𝙗𝙖 ❌🖨️ Simba ve ny imprimante-nao ?📄  Tsy mamoaka tsara ve ny phot...
23/04/2026

❌𝘼𝙯𝙖 𝙖𝙫𝙚𝙡𝙖 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙖𝙨𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙞𝙣𝙩𝙨𝙤𝙣𝙮 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙩𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙨𝙞𝙢𝙗𝙖 ❌

🖨️ Simba ve ny imprimante-nao ?
📄 Tsy mamoaka tsara ve ny photocopieuse-nao ?

🔧Izahay dia manamboatra karazana imprimante sy photocopieuse rehetra.

✅ Afaka manantona anao izahay
✅ Sarany mirary

📞 034 30 194 31
👉 Serivisy azo antoka, haingana ary matihanina

🏠 Moramanga

😤Anisany miteraka fahasorenana ny fampiasana fitaovana iray tsy miasa tsara araka ny tokony ho izy 🤯🤯🔴Ho anao multiservi...
23/01/2026

😤Anisany miteraka fahasorenana ny fampiasana fitaovana iray tsy miasa tsara araka ny tokony ho izy 🤯🤯

🔴Ho anao multiservices, 🏦orinasa manana olana aminy fitaovana toy ny Imprimante📠, photocopieuse🖨️ sns .
🙋🏻 Afaka miantso anay ianao fa talenta sy angadinay io 🪛🛠️🦺⛑️
👌🏻Asa madio sy milamina ary afapoa tsara ianao vao mandoa vola 💰.
😉Misy ny garantie izay omenay arakarakiny panne nahazo ny machine anao .
🔴Misy consommables koa ato aminay.
📱📞 : 034 30 194 31

Address

Tanamandroso Est
Moramanga
514

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fido service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share