28/07/2026
Commune AMBANIVOHITRA Morarano Gara
Androany 28 Jolay 2026
Nisy ny fanalana nify maimaimpoana ato anaty ny Commune Rurale Morarano Gara androany izay niarahana tamin'ireo médecin dentiste eto amin'ny Disitrika Moramanga sy ireo vahiny mpilatsaka antsitrapo avy any ivelany.
Miisa 65 ireo olona nisitraka izany fanalana nify maimaimpoana izany ary tena afa- po tokony ny vahoaka ato anaty ny Kaominina.
Gara