26/09/2021
🤩🚨Oye, oye !🤩🚨
🕊🎯Andao hiaraka aminay !
👉🇲🇬Tanora tsotra na ao anaty fikambanana, liana amin’ny fitantanana sy fitsinjarana ny tetibolam-panjakana ve ianao?
😄Te ahafantatra bebe kokoa mahakasika izany na te hanamafy ny traikefa efa hanananao ary te hampiditra ireo tena filàna fototry ny fiarahamonina ao anatin’izany tetibola izany i?
💪👉Natao ho anao ity.
🚨Fihofanana mikasika ny fitantanam-bola eo anivon’ny rafitra isan’ambaratonga eto amin’ny firenena mba ahafantsika tanora maneho hevitra mikasika izany. Mitaky raha misy ny tsy fahatomombanana ary manao tolo-kevitra hanatsarana ny fangaraharana eo amin’izay tetibola izay. Indrindra ho an’ny volavolan-dalàna mahakasika ny tetibolam-panjakana 2022.
⏳⏳Aza adinoina ary ny fotoana antsika hiresahana manokana mahakasika izany amin’ny talata 28 septambra izao amin’ny 11 ora amin’ny webinaire.
👉Alefaso amin’ny [email protected] mialohan’ny 29 septambra amin’ny 5 ora kosa ny antotan-taratasinao (CV + Lettre de motivation).
🤗👌Entanina manokana amin'izany indrindra isika avy amin'ny faritra ANALAMANGA, VAKINANKARATRA, MATSIATRA AMBONY ary ATSIMO ANDREFANA.
🤩🕵️♀️Tandremo sao tara an!
𝓡𝓲𝓳𝓪𝓷-𝓽𝓮𝓷𝔂 :
http://msis-tatao.org/appel-aux-jeunes-pour-participer-a-la-formation-sur-lanalyse-budgetaire/
🤩🚨Vous êtes jeunes engagées et responsables ? 🚨🤩
🤔S’impliquer davantage dans la gouvernance financière dans votre localité et au niveau national vous intéresse ?
🧐Analyser l’intégration des besoins de la population dans les finances publiques vous tient à cœur ?
👉🚨Ceci est pour vous,
🧐Une formation gratuite sur l’analyse budgétaire notamment celle qui concerne le projet de loi des finances 2022. Renforcement de capacités des jeunes pour participer dans les débats, les analyses et le contrôle de redevabilité du budget de l’Etat (Central et Communes), faire des plaidoyers auprès des décideurs nationaux/locaux pour l’amélioration de la transparence budgétaire et l’instauration des espaces de participation des citoyens/OSC.
🚨🇲🇬Ne t**dez plus, déposez votre candidature (CV + lettre de motivation) au plus t**d le 29 septembre à 17h à l’adresse e-mail [email protected].
⏳Pour plus d’informations, assistez au webinaire qui se tiendra ce mardi 28 septembre à 11h.
𝖙𝖊𝖗𝖒𝖊𝖘 𝖉𝖊 𝖗é𝖋é𝖗𝖊𝖓𝖈𝖊𝖘 :
http://msis-tatao.org/appel-aux-jeunes-pour-participer-a-la-formation-sur-lanalyse-budgetaire/