Ndao Hiasa En Ligne 2.0

Ndao Hiasa En Ligne 2.0 🔶 TRUSTWORTHY
🔶 CRYPTO ENTHUSIAST
🔶 RESELLER

31/05/2026

🗣️ URGENT KELY 😱
MIVERENA MIDITRA MP IANAREO NITADY ATOLLAR ITENY FA EFA DISPO
🤝 ANDROANY FARANY RETRAIT ATOSHI BOSS 🤝

🥳  'S   : $5 🥳Ankafaliana hatrany no iarahabanay zanaka anareo RENY rehetra izay soloako tena eto androany. Enga anie hi...
31/05/2026

🥳 'S : $5 🥳

Ankafaliana hatrany no iarahabanay zanaka anareo RENY rehetra izay soloako tena eto androany. Enga anie hitombo fahasalamana hatrany ianareo , ho lava andro iainana, hiaraka hiriaria @ zanaka amanjafy . Misaotra @ fitiavanareo tsy manampetra 🥰🌹🥰

Niainga t@ RETRAIT namana iray t@ 02 ora maraina ity ny Inspiration ny teto @ ity fete de mere ity :

Akory hagagako Prenom lava indrindra nandalo masoko ity t@zay rehetra nanao Transaction teto amiko hatrizay na Compte Perso ko aza 😱

📨 IZAO NY LALAONTSIKA ANIO INDRAY 📨

☘️ Izay " RENY " lava Nom na Prenom indrindra ao @ commentaire dia homentsika 20.000 AR comme Cadeau 🥳🌹🥳 ✅

☘️ Noho izany mentionner ihany izay Maman fantatrao fa lava anarana indrindra hahita ity Pub ity hatramin'ny 18H30 hariva ✅

☘️ Asiko verification refa manao Reclamation ilay Cadeau sao hanao Maman Clone eo Boss an 🤣

☘️ Ny Lehilahy rehetra Indray miarahaba androany 🙏

Ny Page Ndao Hiasa En Ligne 2.0 dia eo akaikinareo hatrany

29/05/2026

🥳 + : FRAIS DE GAZ 🥳

Ny Page Ndao Hiasa En Ligne 2.0 na taloha na amin'izao dia mbola tsy nandiso fanantenana anao fa mametraka ny ho priorité hatrany sauf tena occupé Total de taraika mamaly MP

Misaotra anareo hatrany boss manome fitokisana ahy hatrizay ka hatramin'izao dia manaraka ahy foana. Manantena aho fa betsabetsaka RETRAIT ho avy entre 10 à 18 Juin an 🥰

De aza misalasala koa miditra MP raha hanao RETRAIT ATOS DIRECT MOBILE MONEY amin'izany andro izany fa eto foana aho hanampy anareo ampitiavana 🥳

Lany noho izany ny Injection USDT ERC20 tsika ho an'izay mila FRAIS DE GAZ ATOLLAR Boss 😱

Mila Page mampianatra anao momba ny tontolon'ny business en ligne sy REVENDEUR azo antoka ve ianao : Aza miala lavitra @ Page tsika Boss de inviteo ny namana 🙏

29/05/2026

🤣🤣🤣 🤣🤣🤣

Nidinany Fanahy Masina daholo ngamba ry ROVA FIHOBIANA sy Aktion 2.0 sy ny rehetra fa homehy @ Teny tsy fantatra hhhh

Tena marina sary no nampihetsehina ho lasa Video teto hhh

Raha mahaliana anao ny hanao toy izany dia Asivo hoe : Liana ao @ MP fa ho zaraiko ilay Fika masisokwely 🤣🤣🤣

🟦 TUTO : INSCRIPTION ME PASS 🟦Naverina nohavaozina indray ny Tuto na Guide fanaovana Inscription ato amin'ny ME PASS mba...
29/05/2026

🟦 TUTO : INSCRIPTION ME PASS 🟦

Naverina nohavaozina indray ny Tuto na Guide fanaovana Inscription ato amin'ny ME PASS mba hanampiana antsika rehetra fa anjaranao manaraka sy mamaky tsara fa raha misy tsy Azo dia aza misalasala miditra MP tompoko

Ny moa dia karazana Projet Web3 miavaka raha oharina amin'ny hafa satria mbola tsy sur CEX ny lehilahy dia efa azo atao Echange sur P2P @ alalan'ny ary ny Prix ny dia miakatra fa Depuis 3USDT izy efa tonga 8 USDT isika miteny izao ✅

Manana ny Blockchain manokana ny Meta Earth dia ny ary manana ny ApK ny manokana dia ny no mbola manana ny Native Coin ihany koa dia ny ary manana ny bureau ny eto Madagascar dia eto ✅

Apk sy Data no iasana ary tsy andoavana Vola fa arahinao zoto sy ezaka dia assuré ny revenue nao Boss. Tsy misy Vola Azo matoritory fa araho ezaka dia hahita Vokatra ianao ✅

✍️ Link : https://i.mec.me/?c=9msrsn6h

🗣️ Manasa anao hanaraka ireto Canal Officiel ny Meta Earth eto Madagascar ireto isika

🟦 RESEAUX SOCIAUX NTSIKA 🟦

1.🎺 Facebook :
https://www.facebook.com/profile.php?id=61573227493662

2.🎺 Telegram :

https://t.me/+H4laEEL5RdhiMTlk

3.🎺 Tiktok :

http://tiktok.com/.madagascar.glo

4 .🎺 Instagram :
https://www.instagram.com/me.madagascar.global?igsh=ajN1MHZwbjRteDF1


28/05/2026

🫥 IANAREO REHETRA MILA FRAIS DE GAZ ATOLLAR DIA ALEO DEMAIN ZOMA FA MBOLA MISY OLANA ATOSHI AO TSY TONGA NY DEPOT NY SASANY 🫥

28/05/2026

😪 ZAY VAO DISPO AHO HAMALY NY MESSAGES NAREO REHETRA FA TENA TSY NISY FOTOANA ANDDROANY IZAY 😪

INONA MARESAKA AO ?

27/05/2026

😂 90% NY DEBUTANTS MANAO ITY 😂

Ianao amin'izay no sahirana aveo mandinika azy kay mou tiany lazaina fa tsg na koa tiany lazaina fatsy 🥰

🗣️ Manomboka izao dia avonio ny ha_debutants nao fa isan'ny fika tsotra ahalalany Mpisoloky fa mora fandrihina ianao 🕊️

Araho hatrany ny Page Ndao Hiasa En Ligne 2.0 dia midira MP raha misy mahaliana anao fa eto aho hanampy anareo ampitiavana be

27/05/2026

😱 BN8 ZALA SY ZAVAVY FA ILAY VIDEO SAIKA ZARAIKO TSY NETY NIDEMARRE MINTSY TATO😪

À DEMAIN

🟦 TUTO NY KYC VERIFICATION ME PASS 🟦Noho isika mbola betsaka sahirana amin'ny Verification ny ME PASS dia miezaka foana ...
27/05/2026

🟦 TUTO NY KYC VERIFICATION ME PASS 🟦

Noho isika mbola betsaka sahirana amin'ny Verification ny ME PASS dia miezaka foana ny ekipa manolotra ny vahaolana dia araho tsara ilay izy Tompoko fa ny remarque raha 100 inscrit : 80 non verifié de 20 ihany verifié

N.B : Remarque Kely fotsiny amin'ilay boss :

🗣️ Rehefa vita verification FACIALE dia ivereno idirana ilay eo ambany dia tokony hisy soratra " Go to KYC verification " eny ambany dia iny clikena ahafahana manohy ilay Verification CIN ao Tuto io

☄️Ny Meta Earth dia Projet Web3 mijoro manerantany ary efa +200 pays no mampiasa no misitraka azy. Tsy maka Vola aminao izahay fa manampy anao hivoatra ao anatin'ny Tontolon'ny WEB3 . Manome anao Opportunité tsy manampaharoa raha arahinao ezaka tsara ✅

☄️APK + Data no iasana ary tsy dia mandany foto
ana loatra ilay izy ary manana programme maro2 izahay ato izay ahafahanao ahazo revenu Passif 🥳

☄️Plus anao Actif , plus ianao hahazo valisoa milay be ato izay maimaimpoana fa mila ezaka ihany ✅

☄️1 MEC = 8.05 USDT isika miteny izao. Tsy voatery hanana Portefeuille Electronique hafa isika satria ny ME Pass dia efa Wallet Web3 ihany koa ary azonao atao mamadika ilay MEC nao direct Mobile Money eto aminay ✅

🟦 Link : https://i.mec.me/?c=9msrsn6h

Raha manana olana dia aza misalasala miditra MP aminay ho guidena Tompoko


Address

Morondava
Tulear
619

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao Hiasa En Ligne 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share