07/04/2023
Fitsidihana am-panajana ny solotena maharitrin’ny FES (Friedrich Eberth Stiftung) eto Madagasikara sy ireo mpiara miasa aminy , nataon’ny Filoha Hery RAJAONARIMAMPIANAINA sy ny Mpandrindra Nasionalin’ny Antoko HVM, RAKOTOVAO Rivo, ny Alakamisy 30 Martsa 2023 .
Niompana tamin’ny fifampizarana ny vokatrin’ny asa sahanin’’ny FES eto Madagasikara ny resaka ary indrindra ny fifanakalozan-kevitra momba :
- Ny raharaham-pirenena
- Ireo fepetra hirosoana amin’ny fifidianana
- Ny ezaka nataon’ny antoko HVM manoloana ny firosoan’ny Madagasikara amin’ny fanamafisana o***a ny « demokrasia sosialy»