Samb’Chips

Samb’Chips Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Samb’Chips, Business service, Ambodisatrana, Sambava.

🍌 Fao nagnino no misafidy Samb’Chips ?✅ Sucrée : Tsy asiagna siramamy na sucreHamamiany avy amin’ilay banane plantain ma...
20/06/2026

🍌 Fao nagnino no misafidy Samb’Chips ?

✅ Sucrée : Tsy asiagna siramamy na sucre
Hamamiany avy amin’ilay banane plantain masaka voajanahary fao mahatonga azy ho matsiro sy ara-pahasalamana kokoa.

✅ Salée : Vita amin’ny akondro plantain manta voafantina tsara, ary rarahana sira fatra antonony rehefa avy endasina mba hahazoana tsiro tena miavaka sy mafilotra.

💚 Tsy mampiasa colorant na édulcorant.
💚 Vita amin’ny akondro voajanahary 100%.
💚 Mamy sy masira voajanahary araka ny tsiron’ny akondro.

Samb’Chips — Tsiro tena izy. 🍌✨

250g et 500g de bonheur 🥹 🥰Afaka mandefa al faritra rehetra
17/06/2026

250g et 500g de bonheur 🥹 🥰
Afaka mandefa al faritra rehetra

🍌 Samb’Chips!Tsy chips banane plantain ihany no amidinay fa misy ihany koa banane plantain manta par kilo, alefa maneran...
06/06/2026

🍌 Samb’Chips!

Tsy chips banane plantain ihany no amidinay fa misy ihany koa banane plantain manta par kilo, alefa manerana an’i Madagasikara. 🚚

🙏 Misaotra anareo any Antananarivo sy ny faritra rehetra amin’ny fitokisana.

📞 032 46 626 35
📞 032 70 961 38

👍 Abonnez-vous ny pejy Samb’Chips

05/06/2026

📢 Fampahafantarana ho an’ireo te hiara-hiasa aminay

Misy fahasamihafana ny prix de détail sy ny prix de gros.

✅ Prix de détail : vidiny ho an’ny mpanjifa mividy kely na hohanina manokana.

✅ Prix de gros : vidiny manokana ho an’ireo mividy betsaka mba haverina amidy (revendeur).

Izahay dia mitady revendeur manerana an’i Madagasikara. Raha te-hanomboka raharaham-barotra miaraka amin’ny Samb’Chips ianao dia afaka mahazo vidiny manokana arakaraka ny habetsahan’ny commande.

📩 Mandefasa Mp raha mila fanazavana momba ny fepetra sy ny tarif revendeur.

🤝 Tombony ho an’ny revendeur :
✔️ Vidiny manokana
✔️ Kalitao mitovy hatrany
✔️ Livraison manerana ny faritra

Address

Ambodisatrana
Sambava
208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Samb’Chips posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share