Be vavan'i mananasy

Be vavan'i mananasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Be vavan'i mananasy, Business Center, Ambovo, Soavinandriana.

08/05/2023

Salama ehhh

Salama ehhh, mampahery antsik rehetra lo izahay eh,  Loza 1 loza2 loza3*Ny lalana simba *Ny kady tapaka romotra ka nibat...
24/03/2022

Salama ehhh, mampahery antsik rehetra lo izahay eh,
Loza 1 loza2 loza3
*Ny lalana simba
*Ny kady tapaka romotra ka nibata omby
*De mbola misy anty bandy ity ihany manotsana any MR MAIRE
Fa de nahoana loatra ré ehhh,
😂😂😂😂😂😂😂

14/03/2022

Aônnnnnahhhh,
Manin njay ny lalana ah
D iza le olona 2 mifamaly ankolaka ao !????
Zao za v tong aviany Marseille de ts maharaka

Fa mitady loza v le mikarakara tournoi eh , nga mbola ts fantatr zan mananasy *Ny Mpanazatra tsy mivoatra (ody gasy , Mi...
15/02/2022

Fa mitady loza v le mikarakara tournoi eh , nga mbola ts fantatr zan mananasy
*Ny Mpanazatra tsy mivoatra (ody gasy , Mila ady @ hafa )
* Ny mpilalao ts zatra loka ngeza ka mety hisy ofaty eo reo , (ondry ary efa ila isy ady b )
*Mpijery ts mahay mijery , ts mba zatra mandoa fidirana , taritina any @ zavatra afa le baolina
Mpitsara , mataotra vavan'ny m͚p͚i͚j͚e͚r͚y͚ any ka lasa ts normal le lalao
Mety isy olona maty amnio lalao io😂😂😂😂😂😂,

15/02/2022

Salama daolo v eh,
Rariva ndray ifosa momban'le OPEN

Mr le maire tena mahafinaritra Tena tiany vahoaka  Te hiten kely fotsn za we 😂ѧzѧ ѧԀıňo ňєғѧ ňʏ ғѧmpѧňԀяosoѧňѧ ňʏ ţѧňѧňѧ...
14/02/2022

Mr le maire tena mahafinaritra
Tena tiany vahoaka

Te hiten kely fotsn za we 😂ѧzѧ ѧԀıňo ňєғѧ ňʏ ғѧmpѧňԀяosoѧňѧ ňʏ ţѧňѧňѧţsıҡѧ 😂😂

13/02/2022

Fa aôn iany ty lalana ty eh,
Otriny lakolosin'ny mopera😂😂😂

ɨʀɛtօ tօʋօʟaɦʏ ɨʀɛtօ ռօ tɛռa ʍaʄɨռaʀɨtʀa aɦʏ atʏ ʍaռaռasʏ *Hervé : -tovolaha anisan'ny manome informations faraky izay a...
13/02/2022

ɨʀɛtօ tօʋօʟaɦʏ ɨʀɛtօ ռօ tɛռa ʍaʄɨռaʀɨtʀa aɦʏ atʏ ʍaռaռasʏ
*Hervé : -tovolaha anisan'ny manome informations faraky izay aingana makany ively nah ku aty anatiny🙏🙏
- ary efa fantatr ny maro izy fa ty manao soa eo @ fiainany ,
Toky: tovolahy anisan'ny tena manatsaina
Ty mandray andraikitra, ty manampy ny hafa
Mikolokolo tanora mba ts hirona any @ zava maha domelona 😁😁😁
Reo lo ny masaka fa mbola hoavy ny manaraka
Be vava ian'ny tyyy😂😂

Address

Ambovo
Soavinandriana
DACBDVGC

Telephone

+93338823720

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Be vavan'i mananasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share