ECP Livraison plus

ECP Livraison plus Agence de livraison
recrutement livreur

⚠️Andao hiara hiasa miaraka aminay! Mitady livreur indray hanantevina ny équipe -anay                         __________...
10/12/2025

⚠️Andao hiara hiasa miaraka aminay!
Mitady livreur indray hanantevina ny équipe -anay
________________________ Karama : 250 000 Ar /Mois

👉🏽 Izahay no miantoka:
- Crédit,

- Bicyclette hiasanao sy ny entretien complet

- Mbola misy bonus raha mahenjika objectif isam-bolana

__________________________

👉🏽Zavatra takiana :
-Manana expérience amin'ny Asa Livreur (3 mois minimum)

- Mipetraka eto Antananarivo Atsimondrano ( Itaosy, 67ha, Tanjombato sy ny manodidina)

- Olona mahalala toerana tsara eto Antananarivo

- Olona Vonona ny hiasa maharitra sy mahalala fomba

_____________________________

👉🏽 Dossier ilaina :

- CV :1
- Certificat de résidence : 1
- Photocopie CIN : 1

👉🏾 Contact :

☎️ : 038 94 018 34

📌 : Manjaka ilafy Terminus 126,

🕐 : Sabotsy hoavy zao.

Nb : Tonga dia miantso raha vonona
Tsy mamaky ireo mp iazahay fa ireo tonga dia miantso ihany no raisinay

⚠️Andao hiara hiasa miaraka aminay! Mitady livreur indray hanantevina ny équipe -anay                         __________...
16/11/2025

⚠️Andao hiara hiasa miaraka aminay!
Mitady livreur indray hanantevina ny équipe -anay
________________________ Karama : 250 000 Ar /Mois

👉🏽 Izahay no miantoka:
- Crédit,

- Bicyclette hiasanao sy ny entretien complet

- Mbola misy bonus raha mahenjika objectif isam-bolana

__________________________

👉🏽Zavatra takiana :
-Manana expérience amin'ny Asa Livreur

- Mipetraka eto Antananarivo Atsimondrano ( Itaosy, 67ha, Tanjombato sy ny manodidina)

- Olona mahalala toerana tsara eto Antananarivo

- Olona Vonona ny hiasa maharitra

_____________________________

👉🏽 Dossier ilaina :

- CV :1
- Certificat de résidence : 1
- Photocopie CIN : 1

👉🏾 Contact :

☎️ : 038 94 018 34

📌 : Manjaka ilafy Terminus 126, rehefa tonga eo miantso

Nb : Tonga dia miantso raha vonona
Tsy mamaky ireo mp iazahay fa ireo tonga dia miantso ihany no raisinay

MILA LIVRAISON RAPIDE SY AZO ANTOKA VE NYORINASANAO?🤔🎊Vaovao tsara be ! Manomboka izao dia mi-livrer ankoatran'ny sakafo...
06/08/2025

MILA LIVRAISON RAPIDE SY AZO ANTOKA VE NYORINASANAO?🤔
🎊Vaovao tsara be ! Manomboka izao dia mi-livrer ankoatran'ny sakafo ihany koa izahay!
Ireto ary no tombotsoa azonao raha miara miasa aminay ianao:

👉🏽Mampiasa moto sy bicyclette izahay hanenjehana raha toa ka misy heure ny livraison anao

👉🏽Mi-assurer ny entanao raha sendra misy entana very na simba avy aty aminay dia izahay no miantoka izany

👉🏽Miantoka emballage ny entanao mba hanamaivana ny charge anao( sous condition)

📌Aza misalasala ary miantso ny laharana na mandefa mp avy hatrany

Sahirana ve ianao amin'ny fikarakarana ny sakafo amidinao?🤔Ny livraison koa anefa mbola ianao no manao azy, na miara mia...
04/07/2025

Sahirana ve ianao amin'ny fikarakarana ny sakafo amidinao?🤔
Ny livraison koa anefa mbola ianao no manao azy, na miara miasa amin'ny livreur tsy matotra, tsy manenjika lera!🥱

✅ Izay no antompisian' i ECP livraison repas;
1 taona izay no nisianay ary 20 ny mpivarotra en ligne no mametraka fahatokisana amin'ny livraison ny sakafony.

Ary ianao? Mbola hiandry amin'ny adin-tsaina amin'ny resaka livraison ve sa hametraka ny fahatokisana aminay?🤔
Raiso ny fanampahan-kevitrao!

Intoxication alimentaire ⚠️Misy "Impact" be amin'ny mpivarotra sakafo ny "Bad Buzz" izay mandeha amizao.❌Misy ireo manan...
01/07/2025

Intoxication alimentaire ⚠️
Misy "Impact" be amin'ny mpivarotra sakafo ny "Bad Buzz" izay mandeha amizao.
❌Misy ireo manana produit tsara, voatandrina tsara kanefa noho izany de lasa tsy misy mividy, mihena ny vente kanefa mampiasa olona
Inona no antony?🤔
1/ Matahotra ny zava-mitranga ny olona, ka lasa tsy mahatoky ny mpivarotra.
2/ Ireo vaovao sy "Bad Buzz" mandeha ato amin'ny facebook.

✅ Soson-kevitra azo atolotray, satria efa manana expérience maromaro ihany dia:
📌 Ampafataro ny client anao fa "Produit de qualité" ny sakafo amidinao; afaka hampafatarinao amin'ny alalan'ny "contenus" havoakanao ( Videos, Photos, story)
📌 Miaraha miasa amin'ny ECP Livraison repas; voaharo ny sakafonao satria mampiasa Sac isotherme izahay ary tsy hatahoranao hifangaro amin'ny entan'olona hafa ny sakafonao;
📌Safidio ireo miara miasa aminao satria ireo no miara tena mifandray be amin'ny client anao (mpahadro sy mpivarotra ary mpividy)

Fantatrao ve hoe tsy mifangaro amin'ny colis hafa ny sakafo amidinao  rehefa izahay no manao ny livraison anao,🤔📌 Eny to...
30/06/2025

Fantatrao ve hoe tsy mifangaro amin'ny colis hafa ny sakafo amidinao rehefa izahay no manao ny livraison anao,🤔

📌 Eny tompoko, manana sac spécial izahay hitondrana ny sakafonao, tsy hifangaro amin'ny entanan'olona hafa.

📌Mety tsara aminao izay mivarotra sakafo fragile ( Biscuits, m**o, snaking) satria manana sac hafa ihany koa izahay hitondrana izany!

Izahay Équipe-an'i ECP Livraison dia faly miarahaba an'ny Ray rehetra amin'izao fotoana izao!☺️Mirary soa anareo rehetra...
15/06/2025

Izahay Équipe-an'i ECP Livraison dia faly miarahaba an'ny Ray rehetra amin'izao fotoana izao!☺️
Mirary soa anareo rehetra, dia mafinaritra be ianareo!

Kamo handoha livraison ihany koa ve ny client anareo nefa te ho livré-na ny sakafony?🤔Be dia be no misy cas otrizany, ve...
28/05/2025

Kamo handoha livraison ihany koa ve ny client anareo nefa te ho livré-na ny sakafony?🤔

Be dia be no misy cas otrizany, vente efa ho raikitra anefa de mihemotra izy vao handoha ny livraison (surtout ilay Périphérique)

-Olana anefa: Rehefa tsy manaiky ianao dia tsy mividy izy, raha manaiky kosa de tsy maintsy mameno vola livreur ianao!

-Solution 2 no afaka hatolotray hoanao:

📌S1: Ataovy tafiditra ao anatin'ny vidina entana ny livraison aloha ;
👉🏽 Amizay afaka mametraka ianao hoe livraison gratuite, na manena ny frais de livraison anao satria efa inclus ao anatiny izany!
👉🏽Hahafahanao ihany koa mampitombo ny bénéfice nao: raha toa ka mbola mandoha livraison ny client anao de lasa mitombo izany ny bénéfice tokony hoazonao!

📌S2 : Miaraha miasa amin'ny ECP Livraison plus.
Tombotsoa voalohany dia afaka hifampiresahina ny frais de livraison !
👉🏽Raha toa ka tsy sahy amin'ilay frais de livraison ny client anao de afaka mifanamboatra isika ary tsy voatery hiala amin'ny versement nao izany!

📌Fikafika kely mba tsy hahatara ny sakafonao ho tonga any amin'ny client anao:👉🏽Alamina  à la veille ny livraison mba ts...
22/05/2025

📌Fikafika kely mba tsy hahatara ny sakafonao ho tonga any amin'ny client anao:

👉🏽Alamina à la veille ny livraison mba tsy hikorontana na ho taraiky ny maraina ( fiche de livraison, emballage, ......)

👉🏽Miantso Service de livraison professionnelle mba hi-gerer ny livraison anao!
ECP Livraison plus no spécialiste amin'ny livraison sakafo

👉🏽 confirmer -na par appel ny client;
Antony: Sao numero diso no omeny na tsy ao amin'ny toerana nolazainy izy!

👉🏽Manana Expérience amin'ny livraison ve ianao?👉🏽Mahalala fomba sy mora mandray fampianarana tsara?👉🏽Mahay mitondra bicy...
19/05/2025

👉🏽Manana Expérience amin'ny livraison ve ianao?
👉🏽Mahalala fomba sy mora mandray fampianarana tsara?
👉🏽Mahay mitondra bicyclette tsara ? ( Efa miantoka bicyclette izahay!)

🙂Manasa anao izahay hiara hiasa aminay; hiara hanatratra tanjona aminay.
🙂Manasa anao handefa Mp aminay ny CV anao.
( Olona efa manana expérience amin'ny livraison ihany no raisinay)

Address

Tananarive

Opening Hours

Monday 04:00 - 21:30
Tuesday 04:00 - 21:30
Wednesday 04:00 - 21:30
Thursday 04:00 - 21:30
Friday 04:00 - 21:30
Saturday 04:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ECP Livraison plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share