Vente speakers et appareils électroniques ,divers

Vente speakers et appareils électroniques ,divers simple

Salama e!!Manomana ny fidiran'ny mpianatra isika izao 😊Aza misalasala manontany raha misy fitaovana ilainao fa manome ❌ ...
16/08/2023

Salama e!!

Manomana ny fidiran'ny mpianatra isika izao 😊
Aza misalasala manontany raha misy fitaovana ilainao fa manome ❌ prix de gros❌ izahay.

Mp avy hatrany ary o!

Tena miasa be amin'izao e!! Sa ahoana hoy ianareo?Tsy te hijanona anaty aizina rehefa tonga ilay fotoana nifanomezana 😂😂...
08/05/2023

Tena miasa be amin'izao e!!
Sa ahoana hoy ianareo?
Tsy te hijanona anaty aizina rehefa tonga ilay fotoana nifanomezana 😂😂

Mp fa sady efa mora no livraison à partir de 3000ar
Afaka mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay a 😊

Salama e 🤗🤗

Mbola misy hatrany ilay LED chargeable 🔌 a! 🤩🤩
Aza tara fa efa betsaka no nanjifa.
Maharitra tsara, mazava tsara!

Mp 💌 avy hatrany
Livraison possible

Salama e 🤗🤗Mbola misy hatrany ilay LED chargeable 🔌 a! 🤩🤩Aza tara fa efa betsaka no nanjifa.Maharitra tsara, mazava tsar...
10/03/2023

Salama e 🤗🤗

Mbola misy hatrany ilay LED chargeable 🔌 a! 🤩🤩
Aza tara fa efa betsaka no nanjifa.
Maharitra tsara, mazava tsara!

Mp 💌 avy hatrany
Livraison possible

28/02/2023

Aza tara an! Midira ao amin'ny MP fa maro isafidianana ny speakers amin'ny vidiny mirary hatrany!

Aza misalasala fa mbola misy ny LED chargeable à! Misy 30cm ary misy 50cm. Amin'ny vidiny mora hatrany. 😊😊😊Mp raha mila ...
31/01/2023

Aza misalasala fa mbola misy ny LED chargeable à! Misy 30cm ary misy 50cm.
Amin'ny vidiny mora hatrany. 😊😊😊

Mp raha mila ianao.

26/01/2023

Inona ary izany o?
Tena ilaintsika be izy amin'izao toetr'andro izao!!
☺️☺️☺️☺️
Sady arrivage vao mafana!

18/01/2023

Mbola mazava daholo ve o? 😊😊
Tsy mbola tapaka ny jiro? 😁
Ilay lava sa ilay fohy no tianao amin'ilay lampe chargeable? 🤍🤍🤍🤍🤍

Ireto indray ny speaker kely aminy vidiny mirary😉😉misy ihany koa ny lehibe ary misy karazany hafa koa ny kelyAza misalas...
17/01/2023

Ireto indray ny speaker kely aminy vidiny mirary😉😉misy ihany koa ny lehibe ary misy karazany hafa koa ny kely
Aza misalasala mitsidika ny pejy afahanao manaraka ny zavatra vaovao hafa😊
ny livraison mo zany dia 3.000ar raha eto aminy ville😊

Ireto indray ary ny lampe sy ampoule chargeable  courant sy panneaux:T-918: 15.000arGR-020:15.000arBK300: 12.000ar  prix...
17/01/2023

Ireto indray ary ny lampe sy ampoule chargeable
courant sy panneaux:
T-918: 15.000ar
GR-020:15.000ar
BK300: 12.000ar
prix a récuperer ireo fa raha mila livraison dia miampy 3.000ar raha eto aminy ville

Address

Tanjombato

Telephone

+261341608497

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente speakers et appareils électroniques ,divers posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category