Cabinet GOVA Consulting

Cabinet GOVA Consulting Etudes et Conseils en finance et en développement rural

FORMATIONSNohon'ny fanomezana tombony ho antsika rehetra izay liana tamin'ireto formation manaraka ireto :  > FISCALITE ...
29/11/2022

FORMATIONS
Nohon'ny fanomezana tombony ho antsika rehetra izay liana tamin'ireto formation manaraka ireto :
> FISCALITE ,durée 10h
> GRH ( Gestions des Ressources Humaines ,durée 10h
>COMPTA PRATIQUE AVEC LOGICIEL, durée 20h
Mbola misy indray vague manaraka ary natao ho sahaza ny rehetra ny sarany.
Natao 100000ar par module.
Aza tara misoratra anarana fa voafetra ny toerana.
Fanazavana fanampiny
Contact : 034 07 187 86
034 81 689 34

* Formation ho an'ny  olona rehetra : > Na efa miasa ianao ka te hanamafy traik'efa> Na efa manana orin'asa ianao kanefa...
21/11/2022

* Formation ho an'ny olona rehetra :
> Na efa miasa ianao ka te hanamafy traik'efa
> Na efa manana orin'asa ianao kanefa manana olana mpiasa,...,fandoavan-ketra(impôts)
,fanaovana bilan ,tenue de comptabilité,sns ...
> Na vao manomboka manangana
orin'asa
> Na vao mieritreritra anangana orin'asa atoato.
Ny CGC na Cabinet GOVA Consulting Salazamay - sud dia manolotra anao ireto fiofanana ireto :
1- FISCALITE ( Déclaration TVA, IRSA, IR ou IS ,Acompte) ,durée : 10h
2- GRH ( Gestions des Ressources Humaines) ,durée : 10h
3- COMPTA PRATIQUE AVEC LOGICIEL ,durée : 20h
>Voafetra ny toerana ka araraoty
>Raha mila fanazavana fanampiny dia midira avy hatrany ao @ mp na miantso
an'ireto laharana ireto :
034 07 187 86
034 81 689 34
TOERANA : Sacré - Coeur Toamasina
FRAIS DE FORMATION :
>FISCALITE 150000Ar
>GRH 150000Ar
>COMPTA PRATIQUE AVEC LOGICIEL
2000000Ar

🏠CGC Toamasina na Cabinet GOVA Consulting dia misokatra ho antsika rehetra izay Liana amin'ireto sehatra manaraka ireto ...
14/10/2022

🏠CGC Toamasina na Cabinet GOVA Consulting dia misokatra ho antsika rehetra izay Liana amin'ireto sehatra manaraka ireto :

✅ SERVICES
👉Créations d'Entreprise
👉Assistance Tenue de Compta
👉Déclaration fiscale :TVA ,IRSA ,IR ou IS ,Acompte
👉Déclaration Sociale : CNaPS , OSTIE
👉 Dossier bancaire
👉 Elaboration Business plan
👉 Externalisation GRH (Gestion does ressources humaines)

✅FORMATIONS
👉Fiscalité
👉 Compta pratique avec logiciel
👉Tenue de journal
👉 GRH ( Gestion des Ressources Humaines)

DEVELOPPEMENT RURAL
👉 Etudes
👉Formations
👉Conseils et Appui technique

Ora fisokafana:
🕧 8h 30 à 12h
🕧 15h à 17h 30
📞 +261 34 07 187 86
📞 +261 34 81 689 34
📞 +261 34 60 110 17
LIEU : Salazamay -sud Toamasina( akaiky Terrain positra)

✅ FORMATIONS📚Fiscalité👉Particulier👉Par groupes ,Association ,ou ONG☝NB:Pas plus de 20 personnes au max pour chaque vague...
14/08/2022

✅ FORMATIONS

📚Fiscalité
👉Particulier
👉Par groupes ,Association ,ou ONG
☝NB:Pas plus de 20 personnes au max pour chaque vague.
🕧Durée 2jours

💻Compta pratique avec logiciel(olona efa manana théorie Bac G2,na licence en compta)
🕧Durée 40 heures

📋Tenue de journal
🕧Durée 1 ou 2 journée

🏪DRH (Niveau Bac + 2)
🕧Durée 20 heures+pratique

✅SERVICES

📙 Dossier bancaire
📔Business plan
📒Declaration fiscale TVA, IRSA, IR ou IS intermittent,Acompte
📘Tenue de compta

Pour plus d'infos sur:
📞 034 07 187 86 /034 60 110 17
ou bien Rendez vous sur MP.

Efa eto Tamatave ny CGC na Cabinet Gova Consulting  Ireo manaraka ambany ireo ny karazana "services" misy ao aminay  Aza...
24/07/2022

Efa eto Tamatave ny CGC na Cabinet Gova Consulting
Ireo manaraka ambany ireo ny karazana "services" misy ao aminay
Aza misalasala miantso na miditra mp tompoko fa vonona ny handray anareo izahay .
Contact: 0340718786
Toerana: Salazamay-sud Toamasina

Address

Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet GOVA Consulting posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share