17/11/2025
Moteur bloqué mécanique no olana teto; manana choix maro ntsika hi débloquer vana anazy fa ny Tena tsara dia manolo compresseur vaovao mihitsy dia miverina otrany vaovao ny congélateur.
Aza misalasala raha manana olana am appareil ao antrano miantso ny 034.28.239.13
Fa Tena tsara ilay frigo an’ito orinasa ray eto Toamasina ito aloha 👊🏼.