21/04/2026
Rehefa manao visite entana anaty Magasin sous douanes...
Misokatra amin'ny fiarahamiasa rehetra mikasika ny famoahana fiara na entana ( LCL/ FCL) izahay tompoko , anisan'izany ny famahàna izay karazana olana mikasika ny famoahana entana na Fiara !!!
Ezahanay mandrakariva ao anatin'ny fotoana fohy sady anaty fangaraharàna ihany koa ny anatanterahana izany.
Miandry anareo izahay !!!
Dia Samia ho tahin'i Jesosy daholo Tompoko
Tél et WhatsApp 0️⃣3️⃣4️⃣1️⃣6️⃣3️⃣1️⃣2️⃣5️⃣1️⃣