Fianakam's

Fianakam's Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fianakam's, Business Center, Salazamay, Toamasina.

21/04/2023

Longue vie zandriko💜🎂🍰🧁et plein de bonheur
Tohizo zay efa natomboky fa ka mijano sasy raha tsy tonga amin'ny tanjona 👍😊

Kopikole Tinah menabe 2k22

21/04/2023

Mba nadeha tany @ morgue aho tandroany dia tsy nahateny aho noho ny zavatra hitako. Vatana mangatsiaka tsy misy lamba miampatra manerana ny trano miboridana eo @ 50 mahery eo. Ny sasany eo ambony Jerricane, ny sasany @ planche, ny sasany tonga dia milafika eo ambany fotsiny. Lehilahy sy vehivavy miaraka eo samy miborina miaraka @ intimité tsy mba mirakotra akory.

Vao nahita an'ireo faty aho dia nanontany tena momba an'ity fiainana ity? Fa nahoana isika no miady mafy mba hanana harena betsaka? Nahoana isika no mirehereha sady miavonavona ary tia tena ohatra ny hoe antsika ity fiainana ity? Nahoana isika no tsy afaka mifamela nefa dia zava-poana dia zava-poana ity fiainana ity?

Nefa dia olona manana trano tsara, fiara raitra, manana mari-pahaizana ambony nefa dia mandry mifanindritsindry miaraka @ mahantra sady samy miboridana. Mbola hita ny karazana style ny volon'ireo vehivavy sy ny endrika amam-bika na Lehilahy na vehivavy nefa dia ao toy ny vato.

Mandalo ny zavatra rehetra, mandalo ny fahefana sy ny harena. Tsy fantako hoe oviana aho mandao ity tany ity nefa efa fantako ny miandry ahy.

Andao hiezaka hiatsara noho ny lasantsika ry malagasy namako. Hiezaka mba halemy fanahy, hiezaka mba hahay hifamela heloka. Ny fanahy no maha olona ary ny olona manam-panahy no afaka miova @ tsaratsara kokoa.

Aoka samy hahay mamindra fa malama ity tany ity ary kodiaran-tsarety ny fiainana.

Mino aho fa misy mihaino ary mety hanampy antsika handini-tena ny soratro.

Aza adino hatrany manao partage sady manao abonnement ho anao izay mbola tsy abonné.

Misaotra namaky!!!

09/05/2022

Address

Salazamay
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fianakam's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share