08/01/2024
Salama tompoko o! π€
π΄ Natao ity pages ity mba hanome fahafaham-po ho anareo mpanjfa vary
π΄ Sy ho fanampiana anareo amin'ny fitadiavana vary tsara kalitao amin'ny vidina mirary zakan'ny mpanjifa rehetra π
π΄Aza misalasala miantso na manoratra fa vonona hanome ny tsara ho anao izahay βΊοΈ