14/05/2026
♋MIARAKA AMIN'NY CANCER VE IANAO ?
Raha ny Cancer (21 Jona - 22 Jolay) kosa no resahina, dia hafa mihitsy ny fomba fiasany. Ny Cancer dia fehezin'ny Volana ary ny singa Rano no mitondra azy. Izy no heverina ho "Mpiahy" sy "be fitiavana" indrindra ao amin'ny Zodiaka.
Indreto ny tsiambaratelo momba ny miaraka amin'ny Cancer:
♋ Ny Toetra Ankapobeny (Lahy sy Vavy)
✅ Be fihetseham-po (Sensible): Lalina ny zavatra tsapany. Mora tohina izy nefa
koa mahay mitia fatratra. Ny fony no mitondra azy mihoatra noho ny lohany.
✅ Tia "Akany" (Homebody): Ho an'ny Cancer, ny trano sy ny fianakaviana no
toerana masina indrindra. Ao izy vao mahatsiaro ho voaro.
✅ Manana fahaiza-mamantatra (Intuition): Sahala amin'ny Scorpion, ny Cancer dia
mahay mamantatra ny fihetseham-pon'ny hafa. Fantany avy hatrany raha malahelo
ianao na misy zavatra tsy ampoizina.
✅ Maro loko ny fihetseham-pony (Humeur changeante): Satria ny Volana no
mitantana azy, mety hiovaova ny toetrany: faly be izao, avy eo malahelo kely.
Mila mahay mandefitra amin'izany ny mpiara-miasa na mpiara-monina aminy.
♋ Ao anatin'ny Fitiavana
Ny Cancer dia mitady fitiavana maharitra sy milamina. Tsy tia revy mandalo izy
fa mitady "tokantrano".
- Raha Cancer Lahy:
- Romantika sy be fiahiana: Izy ilay karazana lehilahy manome voninkazo,
mahandro sakafo ho anao, ary mihaino ny olanao.
- Mpiaro: Tsy avelany hisy hanohina ny olon-tiany. Izy no "Andry"
mampionona.
- Saro-kenatra amin'ny voalohany: Mila ampirisihina izy vao sahy mitsotra
ny fitiavany.
- Raha Cancer Vavy:
✍️ kitio io sary fanehoana io 👇 DIA OA AMIN'NY COMMENTAIRE AO TAPANY FAHAROA
abonné page ntsika 🫶 dia MBA partageo
coucou les cancer ❤️🙏