11/12/2024
MANIRY TE HO LASA MPANDRARAHA VE ?
ARY TE-HALEO TENA ARA-BOLA KOA VE?
TY ARY MISY VAHA OLANA HO ANTSIKA ETO TAMATAVE 🤗🥳
Master Training A-Z dia Faly manolotra sosokevitra ao anatiny Formation importation Chine -Mada (fanafarana entana avy any Chine ) izay atao amin’ny Alarobia 18 décembre 2024 hoavy zao manomboko aminy 08:30 maraina atramin’ny 16:30 tolakandro ao amin’ny 3ème étage ny Immeuble BMOI BAZAR BE TAMATAVE.
AZA MISALASALA INTSONY FA IANAO SISA NO ANDRASANA .
😇MARIHINA FA TSY VOATERY HANANA VOLA BE VO AFAKA MANAO ANIZAY ARY TSY VOATERY MISY DIPLÔME AKORY .
Ra mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny : +261 32 36 614 43
+261 34 03 909 60
PAF:120.000ar
-FORMATION DE A-Z
-IMPORTATION CHINE-MADA / BUSINESS EN LINGE / FREELANCING.
-SERVICES D’ACCOMPAGNEMENTS
-LOCATION SALLE DE FORMATION