Agence Fanampisoa Tamatave

Agence Fanampisoa Tamatave Ny pejy dia manampy anao amin'ny fitadiavana asa eto Toamasina sy any amin'ny faritra Hafa.

22/06/2026

Mitady vhv hiasa antrano kilasy MODY mipetraka tsy lavitra Tanamborozano!!
0349570060/MP

17/06/2026

Mitady❗ Femme de ménage kilasy Mandry 01
vonona hiasa androany.
Olona telo antrano.karama:100.000Ar

17/06/2026

Raha misy asa mifanaraka aminao alefanay eto dia miantsova na miditra Mp avy hatrany Tompoko!!0349570060

16/06/2026

Mitady femme de ménage kilasy MODY mipetraka akaikiny reto toeran reto : cité nouvelle ville/Bazar be.0349570060/Mp

12/06/2026

Aiza dhl ary reny olona tena mila sy vonona hiasa reny amzao ???

10/06/2026

👉Reto daholo ny offre mbola disponible ato Zao ary!!
🛑 Femme de ménage kilasy Mandry 01
💰 Karama:150.000Ar (40_50ans)

🛑Pilote de bateaux
💰Karama 400.000Ar (loger et nourrit)

🛑Nounou kilasy Mandry
💰Karama :150.000Ar

🛑 Vendeuse 01 (18_25ans)
💰130.000Ar

🛑 Femme de ménage kilasy Mandry (Tanà)
💰Karama:150.000Ar.

📢📢📢Tonga dia miditra mp raha misy mahaliana anao reo...Na Miantso avy hatrany 034 95 700 60

07/06/2026

Mitady vendeuse..Efa niasa..mahay ariary.. Mahay français tsar..Karama 200.000Ar
mipetrak ts lavitra ba/kely

Address

En Face église Fvkfm Tanamborozano
Toamasina
501

Telephone

+261349570060

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence Fanampisoa Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share