CMA Toamasina

CMA Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CMA Toamasina, Business Center, Rue Dénis Papin, Toamasina.

🇲 🇦 🇷 🇴 🇱 🇴 🇰 🇴  🇹 🇸 🇪 🇳 🇦  🄰🅂🄰 🅃🄰🄽🄰🄽🄰 🄼🄸🅁🄴🄽🅃🅈𝘈𝘯𝘥𝘪𝘢𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘳𝘰𝘢 📢ndao indray ary eeee.📢Tonga indray ny andiany faharoa ami...
10/12/2024

🇲 🇦 🇷 🇴 🇱 🇴 🇰 🇴 🇹 🇸 🇪 🇳 🇦
🄰🅂🄰 🅃🄰🄽🄰🄽🄰 🄼🄸🅁🄴🄽🅃🅈
𝘈𝘯𝘥𝘪𝘢𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘳𝘰𝘢

📢ndao indray ary eeee.📢

Tonga indray ny andiany faharoa amin'ny hetsika izay karakainay iarahana amin'ny Dyve Garden - Centre commercial sy ny Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra ary ny CMA Analamanga .

📅 19 - 22 𝘿𝙚𝙨𝙖𝙢𝙗𝙧𝙖 𝙝𝙤𝙖𝙫𝙮 𝙞𝙯𝙖𝙤 𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝘿𝙮𝙫𝙚 𝙂𝙖𝙧𝙙𝙚𝙣 𝘼𝙣𝙤𝙨𝙞𝙫𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖 (09𝙤𝙧𝙖 𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 05 𝙤𝙧𝙖 𝙝𝙖𝙧𝙞𝙫𝙖 )

𝙃𝙞𝙨𝙮 𝙛𝙞𝙡𝙖𝙩𝙧𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙝𝙚𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙣𝙮 19 𝘿𝙚𝙨 @ 12:30 - 01 𝙤𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 21 𝘿𝙚𝙨 @ 11:30 - 12 𝙤𝙧𝙖

👉Ahitanao ireo karazana asatanana maro manerana ny Faritra (haingotrano,poketra ,kiraro,Akanjo,sns......marobe tsy voatanisa)

👉Ireo vokatra maro avy amin'ny fiompiana sy ny fambolena ihany koa( legioma,voamaina ,SNS.....)

Entano ny namana ,hoento ny havana aman'tsakaiza fa misy fanomezana marobe tsy ampoizinao amin'izao fanomanana ny fety izao .

'ndao Ary eeeee........

📢Nous revoilà 📢

La deuxième édition de l’événement organisé en partenariat avec Dyve Garden - Centre Commercial, les Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra et la CMA Analamanga est enfin là !

📅 𝘿𝙪 19 - 22 𝘿𝙚𝙘𝙚𝙢𝙗𝙧𝙚
𝘿𝙮𝙫𝙚 𝙂𝙖𝙧𝙙𝙚𝙣 𝘼𝙣𝙤𝙨𝙞𝙫𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖 𝙙𝙚 09𝙝 𝙖̀ 17𝙝

𝘼𝙣𝙞𝙢𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙚́𝙛𝙞𝙡𝙚́ 𝙙𝙚 𝙢𝙤𝙙𝙚 𝙡𝙚 19 𝘿𝙚̄𝙘 𝙙𝙚 12:30 𝙖̀ 13𝙝 / 21 𝘿𝙚̄𝙘 𝙙𝙚 11:30 𝙖̀ 12𝙝

👉 Découvrez une grande variété d’articles d’artisanat de toutes les régions : décorations, sacs, chaussures, vêtements, et bien plus encore !
👉 Profitez également des produits issus de l’élevage et de l’agriculture : légumes, grains secs, et bien d’autres merveilles !

Ne ratez pas cette occasion ! Invitez vos amis et votre famille à nous joindre pour découvrir des surprises et des cadeaux exceptionnels en cette période de préparation des fêtes.

C’est parti ! On vous attend 😉!


💯

15/11/2024

🌍 APPEL À PROJET 🌱
🌿 Avez-vous un projet innovant qui favorise la protection de l'environnement et la résilience climatique ?

💡 Participez à notre concours et contribuez à bâtir un Madagascar plus vert et résilient ! 🌱

📅 Envoyez-nous votre candidature jusqu'au 06 décembre et saisissez l'opportunité de faire la différence pour notre planète ! 🌎

Comment participer?
👉 Formulaire de candidature en ligne et critères : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSeNltopBSRdY_YBA1CHQBqP-zTpfVJb0zgebZoQwmw1CHd2QA/viewform?usp=pp_url

👉 ou fiche physique à retirer dans nos locaux à MED Tsaralalàna - Lot 15 Bis Rue Patrice Lumumba au 4ème étage

✅ Concours organisé par Madagascar Entreprises Développement et financé par l'Organisation de Soutien pour le Développement Rural à Madagascar OSDRM

🔴 Madagascar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy 🔴

15/11/2024
15/11/2024

Handray anjara amin'ireto hetsika 2⃣ ireto Fihariana ho fankalazana ny herinandron'ny fandraharahana

➡️ Village des SAE izay karakarain'ny ONUDI
➡️ Tsenaben'ny Fizahantany izay karakarain'ny Ministeran'ny Fizahantany

Ireo hetsika ireo dia ahafahan'ireo mpandraharaha na koa ireo liana amin'ny fandraharahana rehetra manatona ny ekipan'ny Fihariana.

Mbola maro ireo hetsika karakarain'i Fihariana ka araho tsy tapaka ny pejy

15/11/2024
15/11/2024
27/10/2024
Avançons ensemble
21/09/2024

Avançons ensemble

Zoma 23 Août 2024:Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny FORMATION PRODUCTION CHARBON ÉCOLOGIQUE. Izay ho tanterahina eto...
24/08/2024

Zoma 23 Août 2024:
Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny FORMATION PRODUCTION CHARBON ÉCOLOGIQUE. Izay ho tanterahina eto anivon'ny Chambre des métiers et de l'artisanat Atsinanana (CMA) ny 26 Août hatramin'ny 17 Septembre 2024 izao. Isaorana ireo rehetra tonga nanatrika sy nanome voninahitra ny fotoana. Isaorana mitafotafo kosa ireo nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka ity tetikasa hitondra vokatsoa tsy hay refesina eto @ faritra Atsinanana ity. Indrindra eo @ lafiny fikolokoloana ny tontolo iainana,


# DIRTA
Atsinanana

...

Address

Rue Dénis Papin
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CMA Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share