15/02/2024
Ry mpanjifa hajaina
Manoloana ny andro ratsy mandalo ankehitriny dia miezaka hatrany izahay ny hanangona ny fako arak'izay efa nifanarahana.
Ialana tsiny kosa anefa ny fampiatoana sy fahatarana mety hisy nohon'ny fiakaran'ny rano.
Mampanantena izahay ny handaminana izany tsy hiteraka fahasahiranana ho anareo.
Mirary soa