BAZAR MiniPrix - Tamatave

BAZAR MiniPrix - Tamatave 🏠 Maison & Déco | 🎒 Saisonnier | 📦 Vente en Gros & Détail. Des produits de qualité au meilleur prix pour toute l'île.

Contactez-nous pour vos commandes !
+261 34 86 250 91
+261 32 29 703 68

Enfin... vita ihany ny vacances ve ry maman 🤣🤣Nanao ahoana izy tao ?Après quelques jours anie d malahelo ndray fa oe man...
03/09/2026

Enfin... vita ihany ny vacances ve ry maman 🤣🤣

Nanao ahoana izy tao ?

Après quelques jours anie d malahelo ndray fa oe mangina sy hafa ihany le tsy mety lany pile iny euh 🥰

03/09/2026

Mention spéciale à Jõu Füråyåh 🥰

📍 AIZA NO AHITANA NY BOUTIQUE ?Maro nareo no manontany hoe: « Aiza no misy ny Bazar MiniPrix ? » 😊Araka ny hita  :👉 Avy ...
02/09/2026

📍 AIZA NO AHITANA NY BOUTIQUE ?

Maro nareo no manontany hoe: « Aiza no misy ny Bazar MiniPrix ? » 😊

Araka ny hita :

👉 Avy eo @ ⛽ Station Shell Mangarivotra Nord, io no repère fanombohana.
➡️ Mitsofoka eo ampitan’ny Shell, mihazo ny lalana Mangarivotra Nord.
➡️ Mahitsy tsy mivilivily.
➡️ Mandalo mosquée sy 4 chemins kely ianao.

📍 30 mètres miala ny 4 chemins no ahitanao ny BAZAR MINIPRIX 🛒

🚗 2 minitra monja avy eo @ Shell Mangarivotra Nord !

👉 Jereo ny itinéraire @ sary mba hahamora kokoa ny fahitana anay.

📞 Contact :
034 86 250 91
032 29 703 68

📍 BAZAR MINIPRIX – Mangarivotra Nord, Toamasina

MBOLA TSY NAHAZO FITAOVAM-PIANARANA VE NY ZANAKAO ? 🎒📚❤️ Vahaolana ho anao ary ity,Manome FACILITÉ DE PAIEMENT izahay ho...
01/09/2026

MBOLA TSY NAHAZO FITAOVAM-PIANARANA VE NY ZANAKAO ? 🎒📚

❤️ Vahaolana ho anao ary ity,

Manome FACILITÉ DE PAIEMENT izahay ho an’ireo mila fitaovam-pianarana ato amin’ny Bazar MiniPrix

👉 Tsy voatery aloa indray mandeha ny vola rehetra

💬 Midira MP raha te hahafantatra ny antsipirian’ny tolotra.

🛍️ Misy entana ilainao na tianao hafarana ?📩 Midira MP ary !Afaka manampy anao ny Bazar MiniPrix 🤝Contact : 034 86 250 9...
31/08/2026

🛍️ Misy entana ilainao na tianao hafarana ?

📩 Midira MP ary !

Afaka manampy anao ny Bazar MiniPrix 🤝

Contact : 034 86 250 91 - 032 29 703 68

MAMAN SY PAPA Ô, Efa miomana @ rentrée scolaire ve nareo ?🔥 ARARAOTY fa -20% be zao raha maka FITAOVANA FIANARANA COMPLE...
13/08/2026

MAMAN SY PAPA Ô, Efa miomana @ rentrée scolaire ve nareo ?

🔥 ARARAOTY fa -20% be zao raha maka FITAOVANA FIANARANA COMPLET ato Miniprix

😍 Tolotra natao hanamaivanana ny fandaniana @ fanomanana ny fidiran’ny zanatsika hianatra.

📍 Foire – Esplanade de la Mairie, Toamasina
📌 Stand n°47

💬 Soraty hoe “FITAOVANA” ao @ commentaire
👉 Dia ho alefanay aminao ny antsipirian’ny tolotra

13/08/2026

🔥🛍️ SHOPPING VACANCES 2026 & DIVERS🎉

📍 Esplanade de la Mairie – Toamasina
👉 Face à la Gare des Manguiers
🔥 STAND N°47 – juste en face de l’entrée !

🔥🔥 OFFRE MAMAY BE 🔥🔥👉 -20% Be zao ny fihenam-bidy ato  MiniPrix 😍⏰ Valable hatr@ Alahady 16 Août zao ka ARARAOTY ary e📍 ...
13/08/2026

🔥🔥 OFFRE MAMAY BE 🔥🔥

👉 -20% Be zao ny fihenam-bidy ato MiniPrix 😍

⏰ Valable hatr@ Alahady 16 Août zao ka ARARAOTY ary e

📍 Esplanade de la Mairie – Toamasina
📌 Stand n°47

🔥🛍️ SHOPPING VACANCES & DIVERS 🔥🛍️Découvrez chez Bazar MiniPrix : 🧸 Jouets éducatifs🎒 Fournitures scolaires✨ Gadgets👜 Ac...
13/08/2026

🔥🛍️ SHOPPING VACANCES & DIVERS 🔥🛍️

Découvrez chez Bazar MiniPrix :
🧸 Jouets éducatifs
🎒 Fournitures scolaires
✨ Gadgets
👜 Accessoires & plein d’autres surprises

📍 Esplanade de la Mairie – Toamasina
👉 Face à la Gare des Manguiers
🔥 STAND N°47 – juste en face de l’entrée !

Venez faire un tour, vous trouverez sûrement votre bonheur 😍

📞 032 29 703 68

Ato ndray isika  erin'andro ty📣 FOIRE DE SHOPPING, VACANCES & DIVERTISSEMENT izay hitanao ao  de la Mairie de Toamasina,...
12/08/2026

Ato ndray isika erin'andro ty

📣 FOIRE DE SHOPPING, VACANCES & DIVERTISSEMENT izay hitanao ao de la Mairie de Toamasina, en face de la Gare Manguiers

STAND 47 no misy ny Bazar MiniPrix

👉 Tongava mitsidika ary o 😍

Address

Près De Mosquée
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261322970368

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BAZAR MiniPrix - Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BAZAR MiniPrix - Tamatave:

Shortcuts

Share