Lyh Délice

Lyh Délice Sucré ou salé
Votre satisfaction, notre priorité
TOAMASINA

Elaela izay 🔥🔥🔥🔥🔥 misy churros rahampitso 🔥🔥🔥🔥🔥Alefaso dieny izao ny commande. Livraison manomboka amin'ny 9 maraina 😋😋😋...
25/08/2026

Elaela izay
🔥🔥🔥🔥🔥 misy churros rahampitso 🔥🔥🔥🔥🔥

Alefaso dieny izao ny commande.
Livraison manomboka amin'ny 9 maraina 😋😋😋😋

🚨🚨🚨Misy mokary sy churros rahampitso🚨🚨🚨 Alefaso dieny izao ny commande 📲Manao livraison ihany koa izahay 🚖🚖🚖🚖 manomboka ...
05/06/2026

🚨🚨🚨Misy mokary sy churros rahampitso🚨🚨🚨

Alefaso dieny izao ny commande 📲

Manao livraison ihany koa izahay 🚖🚖🚖🚖 manomboka amin'ny 9 ora maraina.

Tsaratsara tonga dia miantso 📞 034 75 700 89

🚨🚨🚨🚨 Misy goûté rapitso an 👉👉👉🥨🧆 🚨🚨🚨🚨- Churros- Mokary 🍌 🥥🚖🚖🚖 manao livraison 🚖🚖🚖📞 034 75 700 89 📲 na mp avy hatrany Ale...
07/05/2026

🚨🚨🚨🚨 Misy goûté rapitso an 👉👉👉🥨🧆 🚨🚨🚨🚨

- Churros
- Mokary 🍌 🥥

🚖🚖🚖 manao livraison 🚖🚖🚖
📞 034 75 700 89
📲 na mp avy hatrany

Alefaso dieny izao ny commande 😉😋 matsiro kely.

🥰 Salama harivariva 🥰👉👉👉Misy churros sy mokary rapitso 🥨🧆Alefaso dieny izao ny commande amin'izay tsy tara ny livraison....
30/04/2026

🥰 Salama harivariva 🥰
👉👉👉Misy churros sy mokary rapitso 🥨🧆

Alefaso dieny izao ny commande amin'izay tsy tara ny livraison.

📞 034 75 700 89 na 📲 mp avy hatrany
🚖🚖🚖 frais arakaraka ny halaviran'ny toerana

🔥🔥🔥🔥Misy mokary 🧆 sy churros 🥨 rahampitso 🔥🔥🔥🔥- Mokary au coco 🥥- Mokary à la BANANE 🍌 - Churros sauce chocolat 🍫 👉👉👉Ale...
24/03/2026

🔥🔥🔥🔥Misy mokary 🧆 sy churros 🥨 rahampitso 🔥🔥🔥🔥

- Mokary au coco 🥥
- Mokary à la BANANE 🍌
- Churros sauce chocolat 🍫
👉👉👉Alefaso dieny izao ny commande 📝

🚖🚖🚖🚖 Ny frais de livraison miankina amin'ny toerana hanaterana azy 😉

🔥🔥🔥🔥 Misy mokary ( au coco, à la banane)🧆🧆🧆 sy churros 🥨🥨🥨 rahampitso 🔥🔥🔥🔥👉 Manao livraison izahay 🚖🚖🚖🚖🚖 izay marihiko f...
15/03/2026

🔥🔥🔥🔥 Misy mokary ( au coco, à la banane)🧆🧆🧆 sy churros 🥨🥨🥨 rahampitso 🔥🔥🔥🔥

👉 Manao livraison izahay 🚖🚖🚖🚖🚖 izay marihiko fa misy sarany arakaraka ny toerana.
👉 Raha afaka manao récupération indray dia eo amin'ny église sacré cœur tanambao 5 no miantso 📞 034 75 700 89.
👉 Na mandefa mp toy ny mahazatra 📲

❤️❤️❤️❤️ Mankasitraka anareo foana amin'ny fanohanana ❤️❤️❤️❤️

📣📣📣📣📣 Allô Allô 📣📣📣📣📣Misy goûté isika rahampitso :- Mokary à la BANANE 🍌 🍌 🍌 - Mokary au coco 🥥🥥🥥- Churros 🥨🥨🥨Alefaso di...
12/03/2026

📣📣📣📣📣 Allô Allô 📣📣📣📣📣

Misy goûté isika rahampitso :
- Mokary à la BANANE 🍌 🍌 🍌
- Mokary au coco 🥥🥥🥥
- Churros 🥨🥨🥨

Alefaso dieny izao ny commande amin'izay tsy tara ny livraison 🚖🚖🚖🚖

Mankasitraka anareo foana mametraka fahatokisana ❤️❤️❤️

‼️‼️‼️VAOVAO BE VAOVAO BE ‼️‼️‼️Hanolotra zavabaovao ho anareo izahay manomboka androany :MOKARY à la BANANE 🍌 🍌 🍌 Alefa...
11/03/2026

‼️‼️‼️VAOVAO BE VAOVAO BE ‼️‼️‼️

Hanolotra zavabaovao ho anareo izahay manomboka androany :
MOKARY à la BANANE 🍌 🍌 🍌

Alefaso ny commande ary 🥰🥰🥰, livraison manomboka 15h 🚖🚖🚖🚖🚖.
Misy foana ny MOKARY au COCO 🥥🥥🥥 sy CHURROS 🥨🥨🥨.

📞 034 75 700 89 na
📲 mp avy hatrany

Mankasitraka anareo foana izahay ekipan'ny Lyh Délice amin'ny fahatokisana.
❤️❤️❤️

🔥🔥🔥🔥Misy churros 🥨 sy mokary 🧆 androany 😋Livraison manomboka 15h 🚖🚖🚖🚖📞 034 75 700 89 na 📲 Mp avy hatrany NB: misy fotoan...
03/03/2026

🔥🔥🔥🔥Misy churros 🥨 sy mokary 🧆 androany 😋
Livraison manomboka 15h 🚖🚖🚖🚖
📞 034 75 700 89 na
📲 Mp avy hatrany

NB: misy fotoana manondrana ny connexion dia elaela vao tonga aty ny mp anareo, fa tonga dia mba antsoy azafady raha sanatria tsy hitako ilay mp na tsy mandeha.

Mankasitraka anareo foana izahay ekipa Lyh Délice ❤️❤️❤️❤️❤️

Salama daholo 👋👋👋👋🚨🚨🚨 Misy mokary 🧆 sy churros 🥨 isika androany 🚖🚖🚖 Livraison manomboka 15h 🔥🔥🔥📞 034 75 700 89 📲 mp avy ...
25/02/2026

Salama daholo 👋👋👋👋
🚨🚨🚨 Misy mokary 🧆 sy churros 🥨 isika androany
🚖🚖🚖 Livraison manomboka 15h 🔥🔥🔥

📞 034 75 700 89
📲 mp avy hatrany

Address

Toamasina
501

Telephone

+261345591873

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lyh Délice posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lyh Délice:

Shortcuts

Share