Horizon Fabrics

Call Directions Website Contact the business

Horizon Fabrics 🛒 Achat & Sourcing CHINE - MADA
Tissus • Machines • Tous articles sur commande • Prix usine • Fournisseur fiable
📲 WhatsApp: +(261)384948025

On vend Des vêtements en gros et détails

👉VAKIO TSARA TOMPOKO  🙏🏻🙏🏻🙏🏻💥 HOANAREO ilay nandefa Mp hoe :"Mba te hanao Impression TISSU ... :" Dia izao zahay vao nah...
17/10/2026

👉VAKIO TSARA TOMPOKO 🙏🏻🙏🏻🙏🏻

💥 HOANAREO ilay nandefa Mp hoe :"Mba te hanao Impression TISSU ... :" Dia izao zahay vao nahita Vahaolana..IO NO VAOVAO 👈

🚨VAOVAO TSARA BE , manomboka izao dia lasa afaka manao Impression TISSU isika amin'izao hoanareo te hanao PERSONALISATION Impression TISSU !!!

👉VAKIO TSARA = 300m par DESIGN ≈ 300m isaky SARY IRAY .........Nareo no mifidy izay sary tianao havoaka amin'ny Lamba...izahay no miantoka ny TISSU ...

👉.TSY MITOVY NY HOE Mianina amin'izay sary TONGA ATY MADA , Fa Hafa mihitsy ny hoe Ianao no mifidy DESSIN TIANAO anao.... Voafantina ny hatevin'ny lamba 115g - 120g 💯💯👍👍👍Mafy io sady tsy manify be

🚨 QUANTITÉ MINIMUM= 4500m ... Mahavità Dessins 15 be izao ireo ny 4500m....Izay vonona hanambatra commande dia afaka miaraka manambatra....Raha mahazaka na ROULEAUX ROA × 2 aza...Sary iray io = 300m.

🚨Delais Production 4500m = 15-20Jours...

🚨RAHA MANANA TRANSITAIRE IANAREO DIA MIHENA IREO PRIX IREO...Ampifandraiso aminay ny TRANSITAIRE ANAREO...👈


💥TISSU LIN personnalisé = 8500ar/m
💥 FIBRANE personnalisé=8000ar/m
💥LAMBAHOANY = Arakaraka ny TISSU.
💥LYCRA imprimer= Mbola ho hita miandalana eo fa mbola tsy namoaka Prix...

👉FANONTANIANA tsy tsara apetraka = " Ny hoe mety ve raha Lamba 2m na 10m na 100m isaky ny sary.....🚫🚫❌❓❓❓

Na hoe : mba te hanambatra commande izahay fa 50m no zakanay miampy an'ilay hoe 50m no zaka fa asiana sary karazany 5.....🙏🏻🙏🏻🙏🏻😅😅Io aloha mbola POSSIBLE e. .🙏🏻..

300m isaky ny sary no izy / 4500m ny Minimum quantité....Afaka manao Angaredona manao Commande izay te hanafatra... ny 4500m dia Mahavità sary 15 eo raha 300m (Rouleaux 2 @ 150m ny rouleau iray )

☎️ +261384948025 ....Whatsapp
🏢 IMERIMANJAKA AKAIKIN'NY ECOLE PETER PAN.....

Bénarès Rouge 180g = 35 000 Ar/KGBénarès 170g GRIS = 33 000 Ar/KG Dispo io ... Aveo isika mizara zavatra natao Hafarana ...
15/10/2026

Bénarès Rouge 180g = 35 000 Ar/KG
Bénarès 170g GRIS = 33 000 Ar/KG

Dispo io ... Aveo isika mizara zavatra natao Hafarana ...

☎️ +261384948025 ...

💥TISSU VELOURS KOREAN ANTI-ACIDE .....Betsaka no nanontany nitady azy fa izao vao Misy STOCK .👉..Natao hafarana fa tsy D...
13/10/2026

💥TISSU VELOURS KOREAN ANTI-ACIDE .....Betsaka no nanontany nitady azy fa izao vao Misy STOCK .
👉..Natao hafarana fa tsy Dispo TANA...
👉ASSURANCE Hoanareo , Alefaso mifandray aminay ny TRANSITAIRES anareo any CHINE tompoko...

👉PRIX = 18 000 AR/KG ...
👉2MOIS eo TONGA TANA...

☎️+261384948025 ...misy whatsappp..

💥 VAOVAO BE HO ANAREO MPANDOKO LAMBA 💥LOKO FANDOKOANA LAMBA PUR 100% TSY MISY FANGARONY PRIX D'USINE FA ARARAOTY RETO TO...
03/10/2026

💥 VAOVAO BE HO ANAREO MPANDOKO LAMBA 💥
LOKO FANDOKOANA LAMBA PUR 100% TSY MISY FANGARONY

PRIX D'USINE FA ARARAOTY
RETO TOMBONY

✅ 100%: miditra tanteraka anaty fibre coton / soie. Tsy miala na sasana in-10 aza, tsy maimbo @ masoandro.

✅PUR 100% : levona @ rano mafana ao anaty 2 minitra, Teinture rapide - mahavita production betsaka @ andro iray raha handoko.

✅PUR 100%: 2kg fotsiny dia mahavita Lamba 100kilos.

Coton gasy, wax, soie, lamba landy,
👇👇👇
Misy ho an'ny Tissu Licra na Polyester koa

☎️+261384948025- WhatsApp ze liana araraoty

19/09/2026

Salama daholo .Mba andefaso Messages Whatsapp aho hoanareo izay te hanambatra Commande:"+261384948025 👈hanokatra Groupe isika ao

💥RIDEAUX SEMI-LOURD & VOIL 😍❤️🎇🟥🟧🟨🟩🟦🟪⚪....💥PRIX 13 000 Ar/ Pair.....300PCS MINIMUM.......👉.Handeha be ireto 2mois aorian...
18/09/2026

💥RIDEAUX SEMI-LOURD & VOIL 😍❤️🎇🟥🟧🟨🟩🟦🟪⚪....
💥PRIX 13 000 Ar/ Pair.....300PCS MINIMUM.......

👉.Handeha be ireto 2mois aorian'izao ,Hoavy ny FETY ..Hiova ny TAONA...🎇🎇🎇🎇🎉🎊✨✨✨....

👉 PRIX = 13 000AR/PAIRE ...(Efa ao ny Transport CHINA-TANA...Mandray azy TANA...

👉300 PCS Commande Minimum...
☎️+261384948025....👈Misy Whatsappp...

DISPO TANA ireto:💥GABARDINE .💥DRILL💥31-14👉PRIX = 11 500AR/M 12 500 AR/m7000 Ar 🚨Misy couleurs betsaka.👉Tonga dia miantso...
14/09/2026

DISPO TANA ireto:
💥GABARDINE .
💥DRILL
💥31-14

👉PRIX = 11 500AR/M 12 500 AR/m
7000 Ar

🚨Misy couleurs betsaka.

👉Tonga dia miantsoa avy hatrany fa tena tsy maharaka MP Tompoko 🙏🏻 🙏🏻 🙏🏻. Hiezaka ny hamaly..

☎️+261384948025...Misy whatsapp.
🏢 IMERIMANJAKA BY PASS Akaikin ECOLE PETER PAN.

✨ LAMBA TENCEL 50S - QUALITÉ LUXE ✨VAOVAO - STOCK CHINE 🇨🇳JERSEY COTON - SPANDEX 5%Ho anareo MPANJAITRA sy MPIVAROTRA LA...
10/09/2026

✨ LAMBA TENCEL 50S - QUALITÉ LUXE ✨
VAOVAO - STOCK CHINE 🇨🇳
JERSEY COTON - SPANDEX 5%

Ho anareo MPANJAITRA sy MPIVAROTRA LAMBA!

🧵 Tissu 50S Lanjing Coton + Spandex
✅ Malefaka BE, mangatsiaka, tsy mampafana
✅ loko tsy mihofo
✅ HAUT DE GAMME!

📏 Largeur: 180cm
⚖️ 180g/m² - Matevina tsara
🎨 hanaovana akanjon-jazakely- Body sns....

50 -60 kilos par b***e

📦 Stock limité -
💰 Prix de gros: 13 000ariary
🚚 SUR COMMANDE

Tel +261384948025
mpanjaitra #

🧥 TISSU OUATINE MATELASSÉ - LAMBA MAMPAFANA - STOCK ANY CHINE 🧥PRIX : 6000ariary/kg 1Kilo = pas plus de 4 mètresZay Lian...
10/09/2026

🧥 TISSU OUATINE MATELASSÉ - LAMBA MAMPAFANA - STOCK ANY CHINE 🧥

PRIX : 6000ariary/kg
1Kilo = pas plus de 4 mètres

Zay Liana mandefa MP na WhatsApp

💥TISSU BÉNARÈS COTTON 💯 170GSM.       👉PRIX 33 000 AR/KG.☎️+(261)384948025....🤙Misy Whatsapp🏢 IMERIMANJAKA akaikin'ny EC...
07/09/2026

💥TISSU BÉNARÈS COTTON 💯 170GSM. 👉PRIX 33 000 AR/KG.

☎️+(261)384948025....🤙Misy Whatsapp
🏢 IMERIMANJAKA akaikin'ny ECOLE PETER PAN....500m miala ny TOTAL By pass atsimon'ny ELGECO PLUS

Address

Tana Près ECOLE PETER PAN
Toamasina
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Horizon Fabrics posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Horizon Fabrics:

Shortcuts

Share