MOÏRA

MOÏRA Au Plaisir de vous Servir

Je fête mes 1 an chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉
11/02/2025

Je fête mes 1 an chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

Ireto gâteau faraparany tsy voa publié teto ireto no hiarabanay ato  anareo Rehetra tratra ny farany taona 2024 Ary hisa...
31/12/2024

Ireto gâteau faraparany tsy voa publié teto ireto no hiarabanay ato anareo Rehetra tratra ny farany taona 2024 Ary hisaorana betsaka anareo Rehetra nanohana anay,Na nandray anjara ni-commande Na ireo nanohana Ara-bola,fitaovana Ary indrindra n'y hevitra sy famporisihiana Maro bé ireny! Mankasitraka Tompoko o🙏🙏🙏
Hiezaka hanome n'y tsara kokoa izahay taona vaovao Io,Ary Mbola manantena ny fanohananareo🥰💝💝
Hirarianay ho mamy fona ny fifandraisantsika ka Samy ho tratra ny taona vaovao daoly!!!

Mankasitraka Tompoko 🙏🙏🙏
12/12/2024

Mankasitraka Tompoko 🙏🙏🙏

Miarahaba sy mirary soa indrindra Nasandratra! Misadrata hatrañy tongava  indrindra ❤️Mankasitraka  ahy😘😘🙏0344005969
04/12/2024

Miarahaba sy mirary soa indrindra Nasandratra! Misadrata hatrañy tongava indrindra ❤️
Mankasitraka ahy😘😘🙏
0344005969

01/12/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sarobidy Lalasolofo, Jayah Ofisialy, Thinah Rasamimanantsoa, Nash Mie, Dina Razafy, Thalia Anniska, Fitiavana Rakotondrazaka, Fandresena Randriamiadana, Andrian Scoot, Chrïs Tïnãh, Sono Tamatave

21/11/2024

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Safidinjanahary Sja

Joyeux Anniversaire Zaza oo🎉Mankasitraka betsaka Tompoko🙏📞0344005969Mp rah hanao commande ary o!❤️
19/11/2024

Joyeux Anniversaire Zaza oo🎉
Mankasitraka betsaka Tompoko🙏
📞0344005969
Mp rah hanao commande ary o!❤️

Tiako lôtra reh nareo🥰Mankasitraka Tompoko❤️🙏📞0344005969
19/11/2024

Tiako lôtra reh nareo🥰
Mankasitraka Tompoko❤️🙏
📞0344005969

🫡toneo koeny de vakio hatramin'i farany🙏Saika hizaka Aho oe,ho anareo organisateur Na zavatra regny❤️!Afaka Alaina Aho r...
11/11/2024

🫡toneo koeny de vakio hatramin'i farany🙏
Saika hizaka Aho oe,ho anareo organisateur Na zavatra regny❤️!
Afaka Alaina Aho rah misy organisation Ampianatra gâteau nareo!
Afaka hifanarahana tsara💝
Afaka mi déplace Aho💝
Ty contact KO:0344005969!
Azo hikoranana tsara🙏🙏🙏!

🎉Aza Miala lavitra fa misy Atelier gâteau antsika Zao🎂!
Araraoty Ty fa Mbola tsy hay na oviana ndrek vao misy! Atelier Ty,Indray andro ihany fa tsy le Stage niresahako iny! Nareo nangataka de raikitra Ary tsika!❤️

Atelier Spéciale gâteau Classique 🎂
🥮 Génoise nature
🥮Génoise choco
🥮 Crème chantilly
🥮Ganache
🥮 Lissage
🥮 Manipulation douille
Tsy hialany misy bonus Kely fogna refa miaraka !
Sabotsy le 16/11/24 Maraina!
Mitondra Tablier sy barquette !
Afaka Mitondra izay fitaovana hananany!

Otrino andrika ozinareo??? Atao mora be!! Otrino andrika??? Mora bé oziko!!!🫡

vente Flash ooo🎉🎉🎉Ity iray Ty ihany fa vonjevonjeo!Iza mitady gâteau Tonga de vonona n'a mitady dessert rah atoandro s'y...
11/11/2024

vente Flash ooo🎉🎉🎉
Ity iray Ty ihany fa vonjevonjeo!
Iza mitady gâteau Tonga de vonona n'a mitady dessert rah atoandro s'y goûter arivariva!🥰😋
Matsiro izy Ty ako Zay e!
Mp Malaky Zay Tonga aloha Tompony!
Gâteau chantilly pour 6personne,rah pour 8 Io Mbola mahampy tsara!
Na antsoy 0344005969

Lahalinareo aby Azalay!!Antatsimo Amourezé🥰Masasara Alay eee🤭🥰Bonne journée aby arô!Hitako Nandihalia tagny de naleko🤣
24/10/2024

Lahalinareo aby Azalay!!
Antatsimo Amourezé🥰
Masasara Alay eee🤭🥰
Bonne journée aby arô!

Hitako Nandihalia tagny de naleko🤣

23/10/2024

Address

Camp Gallieni
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MOÏRA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share