18/03/2026
βοΈ π¬ππ πππππ ππ ππππππ ππππ,
ππ ππ πππππππππππ ππππππ π±πππππ.
Β» ππ ππππ ππππππππ πππππππ ππ ππβππ
πππππππππππ πππππ πππππππππ πππππ: π£
β Tokantrano miaina ao anaty alahelo lava satria mavesatra loatra ilay mamela ny heloky ny hafa
βNy ankohonana ratsy fifandraisana
βNy Ray aman-dreny Tsy mifankahazo intsony Aminβny zanaka
βNy zanaka Tsy manaja intsony ny Ray aman-dreniny ( Ohabolana 15:20)
βοΈTsarovy fa ny ao an-tokantranao no ministeranao Sy Jerosalema nao voalohanyβΊοΈπΏ (AsanβApostoly 1:8)
βοΈAmpy izay ilay nitenenana foana hoe : Izao sisa eh! Mety efa ankohonana voahozona mihintsy angamba isika ty!
πDieu restaure et renouvelle encore et encore : Β« Crois au Seigneur Jesus et tu seras sauvΓ© toi et ta famille. Β» Actes 16:31π
π Vendredi bΓ©ni ce 20 Mars
πMRE Toamasina
β
Dress code: Viensss comme tu es oh!π Tsisy an-kitsaratsara eo fa avy lavitra daholo isika no nalainβi Jesosyπ