Cryto Mi

Cryto Mi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cryto Mi, Business Center, Toamasina.

13/07/2024

🎯FORMATION EN LIGNE

ireto avy ny zavatra hita ao amin'ilay formation ataonay :

✅ CRYPTOMONNEY
-historique de la cryptomonnaie
-Airdrop
-différents types de cryptomonnaie
-blockhain
-investissement crypto
-analyse cryptomonnaie
-fomba hahazaona vola amin'ny crypto

✅ PORTEFEUILLE ÉLECTRONIQUE
-fahalalana ankapobeny
-fampiasana portefeuille électronique
-types de portefeuille électronique

✅ TRAVAIL EN LIGNE
-fampianarana ny fomba hahazaona vola amin'ny asa en ligne
-fampianarana ny fomba fisafidianana ny asa en ligne tena izy
-fampianarana ny mamantatra site iray hoe arnaque sa tsia

✅ AUTRES
-fampianarana manao retrait direct mobile money amin'ny site rehetra
-fampianarana ny fiarovana ny compte crypto sy compte en ligne rehetra
-fampianarana ireo vocabulaire miasa be aty crypto

⏳VOKATSOA AORINAN'NY FORMATION
-afaka mandeha irery tsy mila mpanoro intsony ianao aty tontolon'ny asa en ligne sy cryptomonnaie
-manana expérience kokoa ianao ka tsy possible ho voasoloky intsony
-hainao ny mamantatra ny site tena mpayé sy tsia rehefa mahita site ianao
-hitombo avo 70 heny ny vola azonao hatraminy izay

🔆Izahay dia mi-garanti à 89 % fa tafitanay ianao

✅ PRIX DE FORMATION

-formation en ligne (texte) =5$ raha mampiasa code promo dia 3$ (mp maka ny code promo)

-formation en ligne (vidéo) =15$ raha mampiasa code promo dia 10$ (mp maka ny code promo)

-formation en salle =200 $ au plus (miankina toerana misy anao) raha mampiasa code promo dia 170$ (mp maka ny code promo)

✅ Durée de formation

-formation en ligne (texte) =1 mois
-formation en ligne (vidéo) = 10 jours
(Ny formation en ligne dia anaty groupe Facebook sy chat telegram)
-formation en salle = 3 jours

✅ Mahasamihafa ilay formation en ligne texte sy vidéo
-ilay lanjan'ilay vidéo no Mahasamihafa azy fa ny qualité mitovy ihany ary samy hahaizanao daholo

Mp raha ohatra ka vonona enao

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cryto Mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share